mar

26

jui

2011

Tavela tao anaty fivaviana ilay finday !

Hafahafa indray ity zavaniseho ity. Tamin’ny volana septambra 2009 no niseho ny tantara, araka ny nitateran’ny gazety “la voix du nord” azy. Sady mahatsikaiky sy mahasadaikatra no sady tsy mampino. Nikorapaka nitady ny findainy izay noheveriny ho very ity ramatoa iray avy niara-natory tamin’ny sipany tao an-tranony nony nifoha ny ampitso maraina. Teo am-pitadiavana ny findainy hatrany ambany fandriana sy tamin’ireo toerana samihafa noheveriny ho nametrahany azy eran’ny efitrano natorian’izy ireo anefa no injay reny naneno sy nihovitrovitra ilay finday notadiaviny, nandritra ny minitra maromaro. Hatairana ny azy fa hay tany anatin’ny fivaviany (ny lalan-jaza) no nisitrika ilay findainy!

Nitondra ny raharaha teo anatrehan’ny fitsarana ilay ramatoa, ary nilaza fa tsy reny akory ny nampidiran’ilay sipany io findainy io tany any amin’ny toerana tsy tokony hisy azy. Ny nahalasa saina izay nahare ity vaovao ity dia ny hoe : “hay ve azo ampiasaina amin-javatra hafa (manala hidihidy!?) koa itony finday mihovitrovitra rehefa antsoina itony e?” Niovaova hatrany anefa ny filazan’ilay ramatoa teo anoloan’ny fitsarana – na dia voararan’ny lalàna aza ny fanatsofohana zavatra hafa any anaty fivavian’olona – ka tsy naharesy lahatra ny mpitsara satria nanaiky antsitrapo ny hanao firaisana tany an-tranony tamin’ilay sipany izy. Ilay ramatoa indray avy eo no nosazian’ilay vehivavy mpitsara nandoa onitra nitentina 500 euros satria sady tsy nitombina ny fiarovan-tenany no voalaza ihany koa ho endrikendrika vokatry ny zavatra noforonin’ny sainy fotsiny ihany no nifaharan’ny fitoriana napetrany.

 

 

écrire commentaire

Commentaires: 13

  • #1

    fano (dimanche, 07 août 2011 17:08)

    Il faut arrêter de délirer.

  • #2

    fano (samedi, 13 août 2011 17:29)

    Alors la nana ne s'est pas rendue compte qu'elle avait un corps étranger dans son vagin ou elle croyait que le truc à son mec a été resté bloquer là-dedans.

  • #3

    za (samedi, 01 octobre 2011 07:58)

    Zany ve ts ola mivaza ola kosa e! de ts henony ve oe mis zvt ao anatiny! lol

  • #4

    inconu (samedi, 08 octobre 2011 13:13)

    tsy aleo ve ve niantso ahy de mba tsy nataoko toy zany e

  • #5

    Tselonina (mercredi, 19 octobre 2011 15:35)

    Sambatra le finday

  • #6

    misa (vendredi, 11 novembre 2011 04:50)

    hita mintsy hoe mangididy zay manoratra anio sy mahita any reny za aty manana fanalana mangididy

  • #7

    gaga be (jeudi, 17 novembre 2011 13:12)

    ko ianao ary ry inconu tsy nanome num az ko...tonga de alefaso le num fa sao de mbola misy @ manaraka...

  • #8

    misa (lundi, 21 novembre 2011 04:54)

    ramanantsoa.misa@yahoo.fr

  • #9

    nantenaina (mardi, 20 décembre 2011 15:06)

    misa> ay kay enao foza B mints ko!
    enao v na totondry ar atsofoki any mety mbola kely ah!

  • #10

    sedera (mercredi, 04 janvier 2012 14:30)

    de ina ihany zany no tena marina, nanina tany le finday?

  • #11

    heri (jeudi, 05 janvier 2012 08:34)

    tsiiii! vaovao ohatry ny vaovao rehetra r'ireto io ah! izany ko ifamaliana eo, samy manana ny filling e!ny vehivavy malagasy ohatry ny mailo be ko!

  • #12

    kong (jeudi, 19 janvier 2012 10:13)

    film mapmé zn e, na sipa oe mando ar v ts aeno oe lonaka, d ndrindra v fa fnday mvibr, resak ka atao, fa apandrina adrisa ftsn

  • #13

    rakom (jeudi, 16 février 2012 10:50)

    za alou sura fa kely nouneny lery le fona de tsy enonle sipe akory,sa ahona hoy nareo ?

  • loading

Gazety BasyVava

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra