jeu.
30
juin
2011
Tsaboina ao amin’ny HJRA Ampefiloha ity zazakely vao enim-bolana amin’izao fotoana, satria dia simba tanteraka izy io, vokatry ny fanolanana nahazo azy. Andro vi tsy no nisehoan’ity habibiana ity, ary voatery nalefa haingana etsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha io zazavavy kely io amin’izao fotoana. Efa voazaitra ihany koa ny rovitra taminy vokatr’izay fanolanana izay, ary efa tsy misy atahorana ny ainy. Raha ny vaovao voaray teny an-toerana, dia efa fantatra ilay lehilahy nahavanon-doza amin’izao fotoana ary efa eo ampelantanan’ny mpitandro ny filaminana ny raharaha.
Saro-pady ny raharaha toy izao, satria sarotra ihany ny nahazoana ny vaovao. Inianay tsy tononina eto kosa ny anaran’io zaza io sy ny toerana misy ny ray aman-dreniny, satria eo ampanaovana ny fanadihadiana ny mpitandro filaminana, araka ny nambaran’ny ray aman-drenin’ity zaza ity. Izany tokoa ny hoe nivadika biby ny olona sasany, satria anjely kely toy izao aza vitany ny namotika ny fiainany manontolo an. Mbola ao amin’ny efitra fameloman’aina io zaza io tamin’ny fotoana nandalovanay teny an-toerana.
HERY. A
dorana anaty menaka mangotraka na lomana anaty asidra ny filahiany
Aretina misy eratany ity fanolanan-jaza ity @ izao fotoana izao, fa ny fanafodiny dia ny fanalana tanteraka ny mahaleilahan'ny panolana raha tratra izy,@izay mantsy dia foana ny fahazarandratsiny.
fa maninona no tsy misy lalana ho fanamelohana ho faty ireny olona mamotika ny tsy manatsiny ireny e? ary tokony ho ampijaliana mafy sy atao mahare fangirifiriana mihintsy alohan'ny amonoana azy.Fa tsy hoe gadrainy any amponja fotsiny( tsy rariny)
MAhamenatra tokoa raha izany fomba ratsy mpahazo ny olombelona ankehitriny izany, fa fanontanian no hapetrako anareo:MANINONA MOA RAHA TOA KA TONONINA HO FATA-BAHOAKA NY ANARANA SY NY TOERANA MISY AZY AMIN'IZAY FATA-BAHOAKA KA HO MENATRA EO IMASON'NY FIARAHAMONINA IZAY NAHAVANON-DOZA FA TSY AFENINA EH
Marina mints nen i JJay io zany ra vo afenina d vo may manw iany e d afeno any foana kou
Tsara ho an'ilay navanon-doza no tsy teraka. Gadra asa an-terivozona miampy famaizana "manokana"(ohatra, hasaina aolan'ny apondra!!!) ahatsapany mandrakizay toy inona ny fangirifiriana nampahoriany an'ilay tsy manantsiny.
aleo tapaha ny filahiany de dorana ny vatany avy eo
esorina tsirairay aloha ny hohontongony de rarahana sakay,zay vo tapahana ny filahiany de ampihinanina azy,vita io rehetra io zay vao dorana ny vatany
Mba inona anefa ny zavatra nahazo azy hatramizao,izay hagadrana fotsiny veeeeee????????????? mampalahelo
