sam.

18

juin

2011

Ny ravim-body:Faritra maha- « excité

Manana anjara toerana hanafahafinaretana ara-nofo ny hoditra. Mifono hoditra tokoa mantsy ny vatan’olombelona ka ny fifampikasohan’ny hoditra,amin’ny alalan’ny safosafo sy ny leladelaka, ny fifampitositosiana,sns no tena manaitaitra ny faniriana hiray aranofo,ary mampangorintsina ny vatana hahatongavana any amin’ny lanitra fahafito.

Misy fihetsika mahomby mamoha sy mampientana ny

vatana eo amin’io lafiny io. Ary mandraingiraingy tsy mahita izay asiany ny lohany ao anaty fahafinaretana mihitsy ny lahy sy vavy rehefa tratran’ny «aza manadino». Tsy resahina eto intsony ny fikitihana ny « point G » na ny resaka vetaveta mety mampitsiry ny faniriana eo amin’ny lahy sy ny vavy, fa ny ravim-body indray no aoka horesahina. Ravim-body, faritra mampangoritsina

Mahafinaritra ny lehilahy ny mijery ny vodim-behivavy boribory tsara mahatehamihina,midoladola eny am-pandehanana eny. Faritra iray tena mahangolingoly sy mampiakatra ny « excitation» eo amin’ny vehivavy

koa anefa ny ravim-body. na polipolesina, na safosafoina maharitra, eny fa na ilay kapohina mafimafy tsindraindray iny aza. Tena hetsaka ny vehivavy raha hain’ny lahy miaraka aminy ny mitsapatsapa ny ravim-bodin’ny olon-tiany. Mahita tsirony amin’ireo endrika safosafo samihafa voalaza etsy ambony ireo ny vehivavy, na dia miseho ho tsy faly atao an’izany aza indraindray.

Ny zava-miafin’ny ravim-body Tsy nono sy loha-nono efa zary mahazatra ny an’ny ravim-body. Ny nono moa efa manomboka tsy dia saronan’ny vehivavy loatra tao ho ao fa misy ampahany haeho kely hoenti-manaitaitra ny

lehilahy tia jerijery. Ny ravimbody kosa nefa efa hain’ny vehivavy koa ny manasongadina azy amin’ny pataloha mifinjifinjy, na ny zipo fohy mampiseho ny sila-draviny rehefa miondrika iny ny vehivavy mba handrangitana

izay “lehilahy mamba” sendra mifanena aminy. Izy finafenina iny mihitsy, araka ny voalazan’ingahy Damien Mascret manam-pahaizana nandinika momba ny fananahana sy ny firaisana ara-nofo, no mahatonga ny lahy ho taitaitra rehefa mijery ilay « sokatry dofodofotra » mahate-hitsapa

iny. Na henjankenjana, na somary malemilemy dia sela mety haninteraka fahafinaretana ny mandrafitra ny nofo eo amin’ny ravim-body, ary hahatongavana any amin’ny lafatra ny fanafosafoana na fanapotsipotserana azy. Mila hakingan-tànana Faritra tadiavin’ny ratsantanana hamikirana ny ravimbody rehefa manao firaisana ara-nofo. Tena ankafizin’ny vehivavy na ny lehilahy ilay tanana misarangotra any iny rehefa akaiky ho hetsaka eo

am-panaovana, hoy ny mpandinika.Tokony ho hay tsara noho izany ny manafosafo na mamihina sy mandentika mafimafy kely ny loharantsana sy ny hoho amin’ny ravim-body fa mampitombo ny mangorintsana eo amin’ny

vavy izany ary mahatonga haingana ny azy.

écrire commentaire

Commentaires: 4

  • #1

    fano (lundi, 20 juin 2011 15:43)

    c'est n'importe quoi.

  • #2

    prints (mercredi, 22 juin 2011 15:28)

    msaotra am ny toro hevitra, mafnartr e!!

  • #3

    Bingo (lundi, 16 avril 2012 09:48)

    Somary kasohana moramora amin n'y molotra koa le sokatry iny. Tsy orohana mafy be fa atao tsilem. Heno mihahenjana mitsy le ravin-daisoa. Tian'ny tsain io fa andramo nge eh. Tsy resa-body an!

  • #4

    Grand (mardi, 17 avril 2012 19:17)

    Marina tokoa

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra