mer.
04
mai
2011
Adiny firy ny faharetan’ny firaisana ara-nofo ? Tokony hahatonga im-piry raha iray alina manontolo? Ary ny “preliminaries”, tokony haharitra adiny firy ? Betsaka ireo olona mety hametraka izany fanontaniana izany. Miresaka tarehimarika sy fahaiza-manao isan-karazany rahateo izao vanim-potoana izao mikasika ny fiainam-pitiavana. Teraka tao anatin’izany tantara rehetra izany ny “slow sex” tamin’ny taona 2002, izay navoakan’ilay Italianina Alberto Vitale. Ho an’ity mpanoratra mpikaroka ity dia tsotra ihany ny lakilen’ny fahasambaran’ny firaisana ara-nofo, dia ny milamina sy ny maka mora. Inona anefa no tena dikan’izany eo amin’ny fampiharana ?
Mbola mety hiteraka adihevitra ihany koa ny momba izany satria mila fanatarina hoe rahoviana no tena manomboka ny hoe firaisana ara-nofo. Ireo vahiny namaritra ireo dingana efatra fanao mandritra ny firaisana ara-nofo moa dia nametraka mazava tsara fa miainga amin’ny “preliminaries” aloha vao miditra amin’ny “plateau” na ilay fitazonana ny “excitation” mandritra ny fotoana misimisy, miroso amin’ny “orgasme” ary miafara amin’ny “resolution” izay fiverenana amin’ny fitoniana. Saingy hatramin’izao ihany koa dia tsy mbola nisy ny fanerena hoe tsy maintsy hanaraka an’ireo dingana ireo, satria samy manana ny fombany sy ny fitiavany hankafy ny mpivady tsirairay.
Ho an’ny mpandala ny “slow sex” anefa dia voalaza fa mahafinaritra kokoa ny dia raha atao milamina, afaka migoka ny tsirony tsara eny am-pandehanana eny ary izay ilay hoe mandeha milamina sy miadana, tsy mila mikoropaka. Ampiharina amin’ny dingana rehetra izay filaminana izay. Asakasak’izay hanandrana sy efa nanandrana io !
Oviana marina no tena "manomboka" ny firaisana e? Rehefa mifanoroka? Rehefa manala akanjo? Rehefa mikitika filahiana/fivaviana? Rehefa manatsofoka?
Izaho tena tia manao preliminaires, indrindra rehefa hitako fa mankafy preliminaires ilay vhv. Raha tena hitako fa tiany, mety haharitra adiny 1 ny prelimimaires fotsiny ! Nefa ndray ny ahy raha vao
mitsofoka, tsy maharitra 30 segondra dia lasa, izay no mahatonga ahy manome orgasmes 2 na 3 ilay vhv amin'ny preliminaire vao manatsofoka !
