sam.
30
avril
2011
Iray amin’ireo fihetsika ankafizin-dry zareo taranak’i Adama ny « fellation », na ilay fitsetsafana taovam-pananahana. Misy antony ao. Tiany hono izy io satria
mbola hafa kokoa ny « pénétration» ny fihetseham-pony amin’iny. Mbola toerana be hozatra kokoa noho ny fivaviana ny vava. Hafa kokoa ny fiasan’ilay lela manitikitika noho ny fivaviana mijanona
fotsiny amin’izao, raha ny fanadihadiana natao. Tiany ihany koa io satria mampiseho ny fahatanjahany tsara sy ny fahamboniany noho ny vehivavy. Manandanja ho azy ireo izany hoe ilay fitaovana
natao hisakafoana, hitsikiana, hitenenana no manaiky hihinana ny taovam-
pananahany ary tena zava-dehibe ho azy ireo ny fahazoana miaina an’izany.
Mari-pitiavana no fandraisany ny « fellation », saingy izany akory tsy midika hoe izay tsy manao azy io dia hoe tsy tia ny vadiny. Safidy malalaka ny fanaovana azy na tsia. Mbola voalaza,
ankoatra ireo, fa mampiakatra haingana kokoa ny « excitation»-n’ny lehilahy ny « fellation». Hafa kokoa ny fiantraikan’ny filana any amin’ny ati-doha eo am-pahitana ny vatan’ilay vehivavy
miboridana, miankohoka eo amin’ny taovam-pananahany. Voakitika kokoa ny « point G » eo amin’ny lehilahy amin’iny. Miisa 4 000 any ny retsim-panentana madinika ao amin’ny tendron’ny filahiana,
izay tsy afaka ny hihetsika tsara araka ny tokony ho izy raha tsy amin’ny alalan’ny vava ihany. Saingy mila fintandremana anefa io eo amin’ny fitandroana ny fahasalamana ; mba tsy hitondra
aretina raha sanatria misy ratra na misy
loto.