lun.

04

avril

2011

Fehinkevitry ny Troïka-n’ny SADC: Samy mandika amin’izay itiavany azy

Miverina indray ny fahaizan’ny mpanao politika Gasy ny teny vahiny isan-karazany. Samy mifampidera fahaizana daholo. Izao no dikan’io, ary ity no tian’ny lahatsoratra ho lazaina. Misy heviny toy izao sy toy izao ity fehezan-teny ity. Tsaroana indray ny taloha : samy nilaza ny fomba nanazavany ny dinan’i Maputo ny mpanao politika Gasy, ary dia niala maina daholo avy eo satria nifandrohitana teo ny resaka, ary rava ho azy no niafaràny. Ny teny nampiasaina nandrafetana ny fehinkevitra toy itony dia tsy ho mora mihitsy ny haka ny toeran’ny mpanoratra sy ny hevitra fonosiny. Isika Gasy koa moa miseho ho mahay sy haingana erý mandalina izay zavatra raiketiny. Misy andininy maro ity fehin-kevitra ity ka eo amin’ny andininy faha-6 hatramin’ny faha-12 no miresaka ny mahakasika ny olana momba an’i Madagasikara........

Fankatoavanairaisam-pirenena Ny zavatra iraisan’nympanao politika Gasy rehetrakosa aloha, dia ny faneken’izyireo fa ho entina eo amin’nyfivoriam-ben’ny filohampirenenasy filoham-panjakanamiisa 14 eo anivon’nySadc ny olan’i Madagasikara.Sanatria toy ny hampiakarinaeo amin’ny « fitsarana » isikaMalagasy ka hanapaka nyho avintsika ity fivoriana antamponyity. Fa mialoha iodinika io dia mbola tsy hitaveroka ny amin’izay tetikahitondrana ny tany sy ny firenena.Mihazohazo, sady tsyan-tany no tsy am-parafara,ny governemanta iraisanaizay vao avy natsangana,mbola ahiliky ny vondronairaisam-pirenena hatrany nymaha-firenena manana nyhasiny antsika. Dia mbolahifandrirotra eto hatranyisika mianakavy. Tsy mirosomankany amin’ilay fankatoavanairaisam-pirenena velivelyisika matoa mbola hampiakarina« fitsarana ». Taiza no hisyolona nahatokisana fa hendrysy manara-dalàna kanefataritaritina eny amin’ny fitsarana? Ilay andininy faha-6amin’ity fehinkevitry ny Troïkaity dia mamerina ny tantarahatrany amin’ny fiandohanymihitsy. Voalaza ao mantsy nyhevitra tapaky ny vondronaSADC tamin’ny 30 martsa2009, izay nohamafisin’izyireo fa mbola tsy miova hatramin’izao.Mbola voatondrohatrany fa mibirioka sy tsymanaraka ny lamina araka nylalàmpanorenana ny firenenaMalagasy. Mbola voatondrosy tondroina ho mpanongam-panjakana RajoelinaAndr y ar y hiangaviana(amin’ny fomba mihaja) hialaao amin’ny lapam-panjakanaizay bodoiny hatramin’izao.Ity hevitry ny Sadc tamin’nymartsa 2009 ity dia manononaan-Rajoelina Andry hoben’ny tanànan’Antananarivo,ary tsy manome rariny hoazy velively ho mpitarika nytetezamita eto Madagasikara.Mamporisika sy manomevoninahitra ny mpanelanelanaJoaquim A. Chissanotamin’ny ezaka vitany ireompikambana ao amin’nyTroïka ao amin’ny andininyfaha-12 amin’ity fehin-kevitraity. Tsy misy ny anaran’i Simaoao, ary tsy misy resaka ravintaratasyvita rango-pohy. Diaahoana izany ?

Samy Malagasy « Tohizo hatrany ny dinikasamy Malagasy ho fitadiavanany vaha-olana hifaneken’nyrehetra », izany no voasoritryny andininy faha-11 amin’ityfehinkevitra ity. Midika izanyfa mbola tsy mifarana nykrizy Gasy, ary tsy araka nyambenti-tenin’ny mpanaopolitka eo anivon’ny tetezamitaavo fa efa azo hizoranatsara sy hampiharina nyravin-taratasy nifanarahanateny Ivato. Ny fanohizana nydinika samy Malagasy diatokony himasoana malakilakykokoa mba hanana halahatraeo amin’ilay « fitsarana »isika mianakavy, fa tsy sanatriahisamaritaka sy hanasany lamba malotontsika eoimason’ireto rahalahy Afrikanaireto. Ity fehinkevitra nivoakatao Zambia farany teo ity diatsy manome rariny na iza naiza mihitsy, ary koa tsy misynahazo vahana velively. Tsynisy ihany koa ny vaha-olanaazo hampiharina fa mbolamiandry ny hevitry ny olonaisika vao mahazo manaodingana. Raha mahataka-javatrany mpanao politika Gasydia tsy ny fanazavana izayvoarakitra amin’ity fehinkevitraity no tokony himasoany,fa ny hifampidihana « samyMalagasy » mba hamoahanafehinkevitra ho entina eoamin’ilay « fitsarana ». Saingysarotra be ve ny manatanterakaizany ? Eny ! Sarotratokoa satria samy manana nyhandikany ny atao hoe « vahaolan’nysamy Malagasy » koaanie e !

écrire commentaire

Commentaires: 0

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra