Samy manana ny fomba itiavany ny firaisana
ara-nofo ny olona tsirairay. Raha eo amin’ny vehivavy dia ireto no voalaza ho anisan’ny tena mandaitra. Tsy tokony hatao mihitsy aloha ny firaisam-batana raha toa ka tsy mando tsara ilay
vehivavy. Rehefa tonga amin’ny firaisana indray dia aleo handeha tsikelikely, raha ny torohevitry ny mpikaroka. Voalaza ihany fa ny lohan’ny filahiana ihany aloha no tsara ampikasohana
tsikelikely, vao miha-miditra lalina. Tena ankafizin’ny vehivavy ny fanaovana izany ary izy indray aza avy eo no mangataka ny tohiny.
Toy ireny dinamita ireny no fipoahany rehefa ampiharina io
teknika io, araka ny torohevitry ny manam-pahaizana ihany. Miankina amin’ny « position » atao koa ny fomba fanetsehana ny vatana fa tsy hoe ataotao amin’izao fotsiny. Raha avy any
aoriana, izany hoe “levrette” ohatra dia tsy mety loatra ilay hoe alefa tsikelikely. Ny mahazatra ambony sy ambany no voalaza ho tena mety aminy. Voaentana ho azy hanaraka ny fihetsiky ny lahy ny
vavy vokatr’izay fahaizana manetsika izay. Ireo “sexologues” Sinoa manan-talenta amin’io lafin-dresaka iray io moa dia manoro hevitra ny amin’ny tokony hampifandimbiasana ny lalina sy ny
marivorivo ary ny tena marivo. Ohatra hoe iray lalina, valo marivo any am-piandohana, na iray lalina dimy marivo. Anjaran’ny mpivady ny mifankafantatra sy mahalala ny tian’ny andaniny sy ny
ankilany.