lun.
21
mars
2011
La galerie d'images nécessite au moins la Version Flash 9.0.28!
Veuillez installer la dernière version de FlashPlayer.
ilay vehivavy mitarika posy no tena mahavariana ahy .courage be akia a! tena manambaka lehilahy .mahafinaritra fa miezaka
Ny vehivavy no tena manodina ny toka-trano, miasa sy mifofotra mafy.
MAZOTOA EE!
marina tokoa izany fa raha vao ny vehivavy no tsy dia manana finiavana ao antokatrano dia tsy mandeha firy ny fiainan ny fianakaviana
Tsy vita mora ny fiainana!miasa vao mihinana e!;mahereza daholo .
Misy karazany roa ny ozatra amin'ny olombelona: ny atao hoe "muscle lent" izay ny vehivavy no manana azy betsaka ary ny "muscle rapide" izay ny lehilahy no manana azy betsaka.
Ny "muscle lent" dia hahafahana manana faharetana betsaka kokoa amin'ny vesatra entin'ny ozatra. Ny "muscle rapide" kosa dia hahafahana mamoaka hery goavana anatin'ny bahana iray.
Midika izany na tsy mampino ny maro aza fa raha misy lanja mavesatra iray tokony lanjaina elaela, dia ny vehivavy no mahavita izany kokoa noho ny lehilahy. Raha misy kosa Lanja mavesatra kokoa iray
hafa tokony hahetsika kely ohatra dia ny lehilahy no mahavita izany kokoa.
