ven.
18
févr.
2011
« Ho avy aho ! Ary tsy nihevitra ny hoe nanao ratsy tao an-tanindrazako ka tsy hisy hahasakana ahy amin’izany fodiako any na koa hampatahotra ahy. Efa ireto ny billets-n’ny fiaramanidina hiondranako any. Mahatsiaro tena ho tompon’antoka amin’izao fahantrana lalina manjo ny firenena Malagasy sy ny mponina ao aminy izao ny tenako. Ary raha iny sori-dalan’i Dr Simao iny, dia sahiko lazaina eto fa tsy an’ny SADC iny fa azy samy irery tany. Nandritra ny roa taona izao dia tsy nahitàna vaha-olana mahomby ny lafiny politika, indrindra ny fahasahiranana manjo ny vahoaka, koa tsy maintsy hisy ny fifandraisan-tanana ho fanarenana ny firenena ».
Ir e o n o f i la z a ny antonantony s y ny fototry NY « Tsy maintsy ny iverenany eto. Tsy nisala las ala ny F iloha taloha Ravalomanana nanmpatsiahy fa izy no filohan'ny Repoblika voafidim-bahoaka teto, ary ambonin'izay, filoha voafidy ara-demokratika no nivoahan'izany maha filoha azy izany.."Aoka ihany hoy ny tenany mba tsy hanana fironana ny tafika, sy ny miaramila fa hijery ny tombontsoa ambonin'ny firenena, ka hanataneraka ny adidy sy andraikitra takian'ny mpiray tanindrazana amin'izy ireo.
Tsy toraka bilao fa tena izy !
Hita vonona sy tapa_kevitra tokoa ity filoha ity raha niresaka tamin'ny mpanao gazety tatsy Afrika Atsimo tao, izay nalefa ho azo jerena mivantana tetsy amin'ny Carlton ka nahafan'ny mpanao gazety Gasy marobe nanatrika sy nanaraka akaiky izany.Karazan'ny valy bontana tamin'izay resaka sy fepetra noraisin'ny mpihazona fahefana izany.Nanizingizina ny filoha Ravalomanana fa tsy nihevitra hamboly korontana io fahatongavany rahampitso io fa vonona izy iresaka sy hitady vaha olana miaimga amin'ny teny ierana sy ifanajan'ny mpiray tanindrazana.
Raha vitanao ny mahavory vahoaka 100.000 na 150.000, sady tsy tanterina amin'ny bus no tsy omena na tambazana vola eny ivato amin'io fotoana io, fa tena mandeha amin'ny nahapony, dia hoy aho hoe,
miongana io sabotsy io ihany ny Hat, raha tsy zany dia lavitry ny afo ny kitay!Indrisy eh, mba mandraisa lesona amin-drajoelina, nanangona vahoaka tsy nanakarama na ariary, dia toa izay no tena
tetika mahomby.
Ny olana amindra8 sy reo mpanohana azy mantsy dia io tsy miaiky ny diso natao io, tsy volana iray akory nialana teo defa mitabataba, tadidio fa ny adala no manesika fa ny hendry mody voky, ary io
fihetsika sy hetraketraka sy haromotana atao io no mitazona ny fankahalan'ny vahoaka an'ireo zanak'i dada, zay ange no tsy ahazoanareo vahoaka mintsy raha tsy vola eh!
Torohevitra mampieritreritra io
Marina io teninao io.Otran'ny tsy adinondry zareo ny nahatafaverina an'i Deba teo amin'ny fitondrana tamin'ny 1997 fa ny fahanginana ary ny fanangonana ny tsy mety rehetra nataondry Zafy, ka iny avy
eo no natao fitaovana nahazoana ny fon'ny vahoaka.Ra toa mantsy ka mba mangina ry dada sy ny zanany dia hiharihary eo toa tafika andrefatanana ny tsy fahombiazan'ny Hat hany ka hiongapotsiny eo
izy.Tsy izany anefa no miseho fa manezaka mampatsiahy ny vahoaka fona tsy ankiato ny zanak'i dada hoe indreto zahay ilay nanao ratsy fa mbola vonona ny hanafay anareo foana!!
Mba maka torohevitra any ami Deba
sss hihihihi mampiome, niantso an'i rossy vao nahazo olona no tsisy nadrahona toy izao ataonareo izao - ireo mpandroba aza sahinareo nodorana ny sasany mba tsy ho azo ny karamany sss - ka maninona raha hoe namindra fahefana i ra8 fa tsy nahongana t@ basy, tank tsy avela hody hankalalahana ? "rabiby" sy "gasylahy" marina
tena omeko 20/20 ianareo ry gasylahy sy rabiby fa tena marina mihitsy ny voalazanareo. Ny sasany rehefa omena toro-hevitra dia tezitra. Mba misaina re ry zanak'i dada fa aza miaka-trafo lava
izao.
rabiby sy gasylahy aloha dia mitovy any ilay anarany ihany ny hanarana matsy tsy tonga tonga foana misy hitovizana amin'ny toetra,manao fisainana biby ilay iray indray mirediredy hoatran'ilay mamo ny gasy lahy ireny.mahereza ry dada fa miadry anao madrakariva izahay matoa ireo manakana dia aho raha zay ,mataotra anao ireo fa aza hamelana hatramin'ny farany raha lehilahy i tintin tsy napidirina teo dadanay .hita mahitsy hoe foza orana
Eh!Raha mba tam andron Dada zay nilamina ery ny fiainana na dia lazaina fa mangalatra aza izy .Zao anefa ty ny fiainana jereo e.
Biby kosa izay mbola tsy tonga saina am zao ko .
