lun.
14
févr.
2011
Trat ra ny tanjona f a nihena ny vidim-bary ! Afaka mividy folo kapoaka mihoatra amin’izay ny fianakaviana isan-tokan-trano satria nihena ho Ar 100 ny kapoakambary, saingy amin’ny kapoaka Madco no ahitana ity vidimbary ity. Etsy Anosibe sy Ivato, ary eny Tanjombato no nahitana izany, andro vitsy lasa izay. Ny fanazavana nambaran’ny mpivaro-bary misy ity kapoaka Madco ity dia saika mitovy. Ny tsy fahatakaran’ny olona ny kapoakam-bary Ar 500, dia maro hoy izy ireo no mividy fahefan’ny kapoaka. Mampalahelo ny toy izany, dia naleo nasiana itony kapoaka kely itony, mba ahafahan’ny tokan-trano hafa tsy manambola mividy izay takatry ny volany. Raha tamin’ny gony no nifaninanana taloha ny fividianam-bary, dia efa amin’ny kilao sy kapoaka izao no ataon’ny mponina. Dia io mbola midina amin’ny kapoaka madco io indray aza. Ny vary nafaran’ny fanjakana, dia mbola amin’ny faran’ny volana vao ho tonga, saingy tsy azo antoka hampihena ny vidim-bary. Tsy voafehy intsony ny fidangan’ny vidim-piainana, satria na ny menaka aza efa mananika ny 5000 ariar y ny litatra ilay amin’ny vraky. Mihena am-pitoerana toy ny sotrokelin-dronono amin’ny kafe sy ny kapoakam-boanjo koa izany izao ny kapoakambary. Izany tokoa ilay fiovana notadiavina e.
raha amin'ny sarona tavoangy zany vao maika mora be, amin'izay izay manana dimampolo dia afaka mividy. sa comment? tsita anie fa sahirana tsika e! efa miezaka ny fitondrana otrany mahazatra. mila miafy kely zay tsy manana. tsimaintsy tafita fona tsika zay no tanjona.
hotafita amin i haona intsika raha mbola variana manampo an i dada tia kely efa redrika aza asiana moral ragaha , de hosa fotsiny apres 10ans ny gasy hiiiih manao haona re ravalo tsiafah i didier
tanomora tsiatmbatra sao totohodry isadera ao efa samy namon olo mantsy fa n isany gne tsimitovy
