lun.

31

janv.

2011

Felan-draozy: Kilalaon-tsentsitra ranofotsiny

« Anulingus » no anarana fiantso azy amin’ny teny vahiny, saingy “pétale de rose” ihany koa na felan-draozy dia efa mahalaza azy tsara ihany koa. Inona indray izany ? Tsy inona izy io fa ny fikitikitihina amin’ny lela ny fitombenana amin’ny lafiny rehetra. Fitsentsefana ihany koa ny “périnée”, na ilay hozatra kely mitazona ny taovampananahana. Faritra anisan’ny tena mora mandray safosafo ary mampientana avy hatrany raha vao voakitika ireo. Ny ampahatelon’ny olona efa zatra manao azy ity no milaza fa afaka miaina “orgasme” izany hoe tonga amin’ny fahafinaretana faratampony avy amin’ny alalan’ny felan-draozy. Fihetsika mampiseho sy itrandrahana ireo faritra faran’ny marefo ao anatin’ny vatan’ny olombelona ny fampiharana ny felan-draozy. Mila madio ara-dalàna ny vatana manontolo rehefa hanao azy, araka izany. Tandremo ihany koa ireo aretina mety hifindra avy amin’ny alalan’ny firaisana ara-nofo. Misy ny fitaovana fiarovana antsoina hoe “digue dentaire”, izay toy ny fimailo fametraka ao ambava. Ramalina aza mifehy hazo tokana, ka tsy misy toy ny malina sy ny mitandrina ihany amin’io resaka iray io.

écrire commentaire

Commentaires: 0

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra