jeu.
27
janv.
2011
Efa maro karazana ihany izay fihetsika na « position » noresahana teto izay, mikasika ny fiarahan’ny mpivady. Fotoana indray anio hampahafantarana ny hoe « Hussarde », manaitaitra, tsotra, azon’ny mpivady hampiharina amin’ny toerana rehetra, indrindra fa eo ambony latabatra. Voalaza fa ny « Hussarde » no fihetsika tena manaitaitra indrindra raha ara-tsaina. Ramatoa no tena mor a « excitée », raha vao misaintsaina fotsiny ny hoe hiaraka amin-dRangahy eo ambony latabatra. Rangahy indray kosa mahatsapa ny tenany ho tena mafy be, sady matanjaka tsara. Mandry mitsilany tsara ny vehivavy eo ambony latabatra, misokatra tsara ihany koa amin’ny lafiny rehetra. Mora ny firaisana ara-nofo arak’izay ary tsy mananosarotra ny lehilahy velively. Bibibiby fihetsika ny “Hussarde”, saingy tena mampientana tsara ny “point G” kosa. Ny tena mahatsara ny “Hussarde” sy mahatonga ny anarany ihany koa dia noho izy tampotampoka, amin’ny tsy ampoizina. Azo atao mialoha, mandritra, aorian’ny fisakafoana. Tsy misy afaka manakana izany ary tena haingana toy ny tsy natao. Mbola betsaka ireo fomba hafa mety hahaliana antsika, saingy misy fotoanany ihany koa ny zavatra rehetra, araka ny oha-pitenenantsika mahazatra izay. Matetika dia fahatsiarovana maharitra ao an-tsaina no apetrak’izy ireny
misy vehivavy mora tonga keyly ny azy in kay no tena mahatonga an'izany? mety h fahazarana manao foana ve sa antony hafa mihitsy?
Akaiky loatra ny point "g"-any dia mora stimulé ny orgasme-ny. Fantaro fa ny point "g" ami vehivavy no midéclencher ny orgasme-ny
