mar.
11
janv.
2011
Ny nono ! Faritra tian’ny lehilahy io. Na kely io na lehibe, tsy misy iasany saina amin’izany fa tiany foana. Azo ampiasaina tsara hi-“exciter”- na ny lehilahy ny nono, hampiakarana ny filana eo amin’ny mpivady. Ahoana indray ny fomba fanaovana izany ? Maro karazana ny fomba azo atao. Iray amin’ireo ny fanatsambikinana azy. Fihetsika tsotra nefa tena mahomby … Manaova tati-nono fotsiny, na akanjo ambony manara-batana. Mitsambikimbikina eo ambony fandriana na eo ambony sezalava. Hahafaly azy izany fa andramo. Fomba iray azo atao ihany koa ny fanerena ny nono eo anoloan’ny fitaratra. Atehika amin’ny fitaratra ny nono, tsy anaty tati-nono fa amin’izao fotsiny. Na io fitaratry ny trano, na an’ny fiara, na fitaratra tsotra fitarafana. Ho hitanao eo ny vokany. Ao ihany koa ilay fametrahana lokomena eo anelanelan’ny nono roa. Ezahana takarina hosorana ilay lokomena ny molotra no asosa moramora miakatra ihany ny lokomena...............
Tian’ny lehilahy ny nono amin’izao tsy misy tati-nono, saingy mahafinaritra azy ihany koa ny amboradara hanaingoana azy. Aza asiana akanjo ambony fa tati-nono amboradara fotsiny entina mandehandeha ao an-trano, atao tazan’ny masony. Mbola fomba hafa ihany ity. Hararaoty amin’izy maka aina eo ambony seza iny. Miakara ambony latabat ra, sady mandohalika, horohy moramora izy sady kendreo ho eo ambany masony ny nono. Azo ampiasaina hanaovana “masturbation”-ny ihany koa ny nono. Saingy mbola lahatsoratra hafa no anokanana izany teknika izany. Ny akanjo ambony lena, mampifintina sy mampiseho ny nono ihany koa dia tena fampiakarana haingana ny filana eo amin’ny lehilahy. Hitanao amin’izany fa betsaka ny teknika azo andramana hanomezana aina hafa ny fiainam-pitiavana sy ny fiarahan’ny mpivady. Anao sisa no mampihatra azy, araka izay itiavanao azy.