mar.

11

janv.

2011

Fampidinana vidim-bary : Tsy to teny ny tetezamita

Tandindonin’ny krizimbaryny vahoaka madinikataorian’ny namoahan’nyfitondrana tetezamita nydidy fampidinana ny vidimbaryho latsaky ny Ar 1200ny 1kg. Nanomboka tamin’nysabotsy dia tsy nisy nampiditraentana vaovao intsonyireo mpamongady ao amin’nytsena Anosibe. Miandry izaytena fizotran’ity fampidinanavidim-bary ity ny ankamaroanyka ny fandaniana ireotahiry efa novidiana lafoaloha no natao......................

 Ny mpaninjaramanjifa azy ireny koaanefa dia mbola anatin’izayfisalasalana izay ka tsy sahymividy ilay vary lafolafo,sady manantena ny fidinanamarina. Ny mpanjifa ny atsinjaranykosa anefa dia tsy mbaafaka ny tsy hihinana, hany kaizay vidiny eo dia tsy maintsyekena. Vao mainka niakatrailay vidim-bary, hatramin’nyomaly alatsinainy. Betsakany olana tsy voadinika kamahatonga ny tenin’ny filohan’nytetezamita tsy ankatoavin’ireompandraharahaara-bary sasany. Ny tombombarotrano hanimbinana,kanefa raha atao ny kajikajyeny amin’ireny mpaninjaraireny dia zara raha mahazoAr 1000 hatramin’ny Ar 1500isaky ny vary iray gony (50kg),tombom-barotra io. Ny volaampiasaina amin’ny vary iraygony anefa dia Ar 80 000.Tombanana ho tsy dia hananafatiantoka ny mpandraharahagoavana satria mampakatrany vidy ivarotany koa izy. Toyizany ny mpamongady syny mpaninjara. Ny mpanjifaizany izao no mizaka ny mafyrehetra. Hatreto koa dia mbolatsy voafaritra mazava izaykarazam-bary iharan’io vidinyvoalazan’ny tetezamita io. Nyolana tsy fantatry ny fanjakanasy ny vahoaka anefa diasahin’ireo mpandraharaha nymampidina ny vidin’ny varyfa any amin’ny lanjany indrayno hamelezany. Amin’nyankapobeny dia tsy ampy4 kg be izao ny vary iray gony,izany hoe 46 kg any ho any.Mitombina io saingy araka nyfanazavan’ny mpandraharahasasany dia vokatry ny sôndyatao amin’ireny vary irenyno mampihena ny lanjany.Ny vidin’ny 50kg ihany anefano tsy maintsy aloa amin’nympandraharaha.“Hitokona izahay ary tsyhisy hahita vary intsony etoAntananarivo raha vao midinaeo ny vidimp-bary…” hoy ireompamongady sy mpandraharahaamin’ireo tsena lehibeeto an-drenivohitra.Taratra ho amin’ny filentehan’nyvary ve izany iny didynavoakan’ny FAT iny? Sa nyvary misy ihany fa ny finiavanatsy hankato ny tenin’nyfilohan’ny tetezamita no tianahahatongavana?. Mbola hotonga any amin’ny Ar 500ny 1 kg amin’ny vary fa azamatahotra!

écrire commentaire

Commentaires: 1

  • #1

    aokare (samedi, 08 janvier 2011 18:41)

    miandry izy hoe sao dia misy manome vola alohan'ny amoahany ny anaran'ny mpamatsy ny mpanongam-panjakàna hihihi, raha izaho lery avoaka haingana sao dia voapoizina alohan'ny fotoana o

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra