sam.
18
déc.
2010
Ao anatin’ny fotoana hahatongavany any amin’ny fahafinaretana faratampony dia maro amin’ireo lehilahy no tsy miandry ny vadiny. Ho anao indrindra ramatoa, dia misy torohevitra vitsivitsy ireto mety hanampy anao, hitazonany ny ranon’ainy ho elaela, ifampiandrasanareo roa. Andramo ihany. Tsara aloha ny hampahafantarana azy ny tokony hataony. Mila mahandr y tantana satria tsara kokoa ny miaraka noho ny mandeha irery. Sady rehefa mahatonga ny lehilahy dia tsy hisy fihenjanana ho azo antenaina intsony eo, raha tsy miandry fotoana maharitraritra manaraka indray..........
Fomba tsotra iray azo andramana. Rehefa tsapanao ho akaiky iny ny fahatongavany dia ajanona kely aloha ny fihetsehana. Havilio ho aminjavatra hafa ny fifantohantsainy. Mety ho tambitamby izany, mety ho teny mamy ihany koa. Mety hitranga amin’ny tanora sy ny antitra izay tsy fahaizana mitazona ny fitosahan’ny ranon’aina izay. Ny tanora noho ny tsy fananany traikefa, maha-maimay azy. Ny zokiolona indray noho ny toe-batany tsy ho afaka hitazona fihenjanana maharitra loatra. Misy ny menaka fanosotra mitazona ny fitosahan’ny ranon’aina ho elaela, saingy mety misy voka-dratsiny ho amin’ny fahasalamana ny fampiasana azy, sady mety hahasorena ny lehilahy ihany koa. Misy ihany koa ny kapaoty manataraiky kokoa izany fotoana izany, saingy mbola ny firenena vahiny no manana azy betsaka hatramin’izao. Torohevitra hafa ankoatra ireo. Ialao ny fanaovana firaisana ara-nofo diso haingana loatra matetika. Mahaiza maka fotoana maharitra sy mety tsara. Esory avokoa ny rarin-tsaina sy ny olana rehetra dia mifankafantara vatana. Miampy fifampiresahana fotsiny izany rehetra izany dia tsy tokony hisy intsony ny mandeha aloha sy ny tratra aoriana fa miara-tonga nyanareo roa.
Ny ahy raha nonoina dia eo amin'ny 1mn eo, raha atsofoka anaty fivaviana (tsy manao fimailo) dia 30 segondra eo, raha lalaovina na akasokasoka dia eo amin'ny 2 - 5 mn eo.
