jeu.
16
déc.
2010
Tsy ny lehilahy ihany no mamoaka ranon’aina ety ivelany rehefa mahatonga mandritra ny firaisana ara-nofo fa ny vehivavy ihany koa. Misy karazam-behivavy miaina izany, antsoin’ny vahiny hoe « femmes fontaines ». “Squirt” ihany koa no anarana iantsoana io ranon’aim-behivavy io amin’ny teny anglisy. Ny 39,5%-n’ny vehivavy no voalaza ho mamoaka “squirt” rehefa manao firaisana ara-nofo, saingy ao amin’ny “femme fontaine” no tena mitosaka. Tsy mbola vohazavan’ny siansa ny mahakasika izany hatramin’izao, saingy ekeny ny fisiany. Misy ireo milaza fa pipy iny rano mivoaka iny. Tsy voamarina kosa anefa izany, satria misy rano hafa avy any amin’ny tranon-jaza mihitsy mitosaka miaraka amin’ny pipy. Ao indray ireo milaza fa “cyprine” na rano manamando ny fivaviana no mivoaka amin’iny, mitosaka vokatry ny fikainkonan’ny hozatry ny fivaviana mandritra ny “orgasme”. Misy ihany kosa ireo manazava fa ny taova izay karazana “prostate” ao amin’ny vehivavy no mahatonga ny “squirt”, ka mitosaka ety ivelany rehefa tafakatra avo ny “excitation”. Mety hahatratra 50ml ny hadirin’ny “squirt” avoakan’ny vehivavy rehefa tena mitobaka. Lazain’ny mpikaroka ihany koa fa afaka mamoaka azy avokoa ny vehivavy rehetra. Manampy betsaka hampitosahana azy ny fanitarana faran’izay ela ny “preliminaries”, na ny fotoan’ny oroka sy ny safosafo mialoha ny tena firaisan’ny nofo.
izay izany ilay hoe:be ranony? AHAHAHH
gaga za fa nyahy ny orgasme d misy fa izany hoe mamoka ranony zany tsisy,ts hoe mainaakory za fa mando tsara any anatiny sy ivelany fa ny mandefa ranony ohartizany rafa lay tonga faratampony iny toa tsy mis zany ,ts normale ve za?
raha manao amiko ianao dia hafapo tsara
