mer.
15
déc.
2010
Nodimandry i Pascal Joseph Rakotomavo !
Banga iray indray ny mpanao politika Malagasy, nodimandry ny Alatsinainy teo, tatsy La Reunion, rehefa nalefa notsaboina maika tany noho ny fiakaran'ny tosi-dra ny 08 desambra lasa teo, i Pascal Rakotomavo.76 taona izy izao nidaosin'ny fahafatesana izao.Efa nitana andraikitra maro teto amin'ny firenena, olona tsotra no fahalalan'ny be sy ny maro azy.Izahay eto amin'ny basyvava.com dia mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviana