jeu.
25
nov.
2010
Mety ho diso hevitra ny ankamaroan’ny vehivavy hoe fihetsika iray monja ihany no mitondra azy ireo ho any amin’ny “orgasme”, na ny fahafinaretana faratampony. Betsaka anefa ireo fomba azo andramana ahazoana mitrandraka azy io. Ireto ny santionany. Avy amin’ny fikitihana ny “point G” no fomba azo antoka tsy tsotra indrindra. Io dia azo avy amin’ny fanaovana ireny fihetsika mahazatra ny mpivady ireny rehefa manao firaisana ara-nofo. Matory mitsilany ny vehivavy. Apetraka eo ambony soroky ny lehilahy ny tongotra. Akarina moramora ny valahana sy ny fitombenana arakaraka ny fiarahana. Eo ihany koa ny “orgasme” azo avy amin’ny fikitihana ny “clitoris”. Tsy amin’ny fomba fahita mahazatra kosa indray anefa fa amin’ny alalan’ny “cunnilingus”, na ny fampiasana ny lela. Io no sarotra idirana indrindra nefa voalaza ho tena mitondra fahafinaretana indrindra. Ankoatra ireo dia misy ihany koa ny “orgasme” azo avy aoriana. Ity kosa dia ny vahiny no tena mitrandraka sy efa zatra azy. Mifanohitra amin’ny fomba ara-boajanahary rahateo ny fihetsika anaovana azy. Farany dia misy ny karazana “orgasme” azo avy amin’ny fanonofisana fotsiny. Maka fahafinaretana samirery amin’ny tanany ny vehivavy eo am-pisaintsainana izay lehilahy andrian’ny fony. Mety hitondra azy ho any amin’ny fahafinaretana faratampony ny fanohizany izany maharitra.