ven.

01

oct.

2010

PDS Edgard Razafindravaha: Tonga saina amin’ny tsy fahombiazan’ny TGV

Ts y a s i a n a f i j e r e n a tavan’olona, fa rehefa tsy mahay ny asany, dia mipitika. Io no tsapa ao amin’ny kaominina eto andrenivohitra amin’ny f ana l ana i r e o mpikambana tsy mahomby ao amin’ny kaominina, izay misalotra ny anaran’antoko TGV. Velon-taraina mantsy ny mpikambana sasany izay mbola nifikitra tamin’ny toerany tao amin’io CUA io, fa manomboka ny fanalana ny olona TGV tsy ahitana fahombiazana ao. Miendrika ho fankahalana olona no andikan’ny sasany very seza izany, fa fahamatorana kosa ho an’ny mpitazana ivelany, satria ny PDS no hitan’ny olona voalohany, fa tsy ny TGV......

Raha atao indray mibangotokoa ny momba i ret oolon’ny ben’ny tanana teoaloha Andry Rajoelina ireto,dia afaka tsaraina amin’izaynataony izy ireo. Inona noba asa vitany nandritra izayfotoana lava teo izay ? Izysamy izy aza nifanongana rahambola teo amin’ny toeran’nyPDS ramatoa RatsivalakaMichele. Ny asa vitan’ny PDSHery Rafalimanana tsy nisyvoakojany fa ireny potikaireny amin’izao fotoanaizao. Ny faritra iva izany, tsymba misy fanamboaranasy fanatsarana, fa dia lotosy fahantrana lava no hitaany. Tsy ho gaga isika rahamandray ny andraikiny nyPDS Edgard Razafindravaha,satria asa fa tsy fametrahanaolon’antoko no atao amin’nyfanatsarana ny tanàna. Hoavy koa ny fifidianana atsyho atsy, ka tsy afaka hiaramiasaamin’ny olona metyho mpifanandrina amin’nytenany ity PDS ity. Mino isikafa mbola ho betsaka ireo TGVho hahidina am-pandehananafa mibahan-toerana ho an’nympandeha fotsiny.

écrire commentaire

Commentaires: 2

  • #1

    tokyB (vendredi, 01 octobre 2010 13:19)

    mety ny azy, ny fahaizana sy ny traikefa ane no jerena fa tsy tarehy na anaran'antoko e!

  • #2

    hector (lundi, 04 octobre 2010 15:28)

    ary rahoviana i andry no hesorina

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra