Nentin’ny fahamaizana angaha ireto mpifankatia nampiaraka teny akaikin’ny kaominina Isoavina Anosizato iny ka dia tsy nifidy toerana nanaovana firaisana ara-nofo intsony fa teny amin’ny alala teny amin’ny manodidina ihany no naka fahafinaretana. Toerana mangingina, tsy misy mpandeha mihitsy io toerana io, saingy tsy nahafantatra ireto mpifankatia fa tany fady no eo. Toa hoe misy fasana sy toerana fanasinanan’ny olona ilay toerana. Tamin’ny faran’ny her inandro teo no nisehoan’ny tantara izay tsy nisy nahafantatra raha tsy niantso vonjeo ilay vehivavy. Taitra ny fokonolona ka namonjy ireto niharan-doza.........
Olona roa mifamatotra amin’ny taovampananahany no nivoaka tao anatin’ilay alaala. Nitangorona ny olona ka tao no nandatsa fa tao kosa no mba nitsetra ka nanoro hevitra avy hatrany. Ataovy ny fombafomba hoy ny ray aman-dreny iray teo amin’ny tanàna. Ireny fomba fanao amin’ny joro ireny no notanterahana teto. Tsy teo no ho eo akory dia tafasaraka izy roa fa mbola nisy mpitsabo nentim-paharazana nitondra azy nanao fitsaboana hafa. Eto no anatra ho an’ny rehetra mahakasika ity fadifady ity. Marina fa mety tsy minomino foana ianao fa tokony hajaina kosa ny soatoavina malagasy. Ny tena marina dia manitsakitsaka ny toerana hanaovana ity fomba ity ny olona tahaka azy roa ireto. Maro ny trano azo hofaina eto hanaovana izany, raha eto an-drenivohitra sy ny manodidina, saingy tsy takatry ny fahefa-mividy intsony angamba ka dia maka tahaka ny biby eny e! HERY A
AFAKA MBA JERENA VE NY SARIN'NY ZAREO ROA AZAFADY ,MBA HINOANA RAHA MARINA?
marina io resaka io fa misy tany fady hotranio....ary tsy azo anaovana izany fa dia tena miraikitra eo eh!
fika sy lainga ary tsao mba hisariana ny mpamaky
film efa nandé
atoroy tsara an'i jvj ilay toerana dia asaivo manandrana eny izy dia ho hita eo na marina na tsia
eny @ ireny misy dohany ireny ilay izy ....ary ny tena fady dia ataovy ambany toerana ny doany dia ianao eny anbony toerana ...
zany hoe ny dohany ataovy tazana ambany toerana dia ianao avy eny ambony toerana na avy eo ambadikao ilay dohany misy olona manatitra zavatra ireny na tsia koa satria izao efa tsy manao izany ny
gasy.....dia eo no ataovy izay tinao dia ho itanao eh!
mandrora fotsiny sy manao kiraro na mùanao malotao ohatra pipy dia itanao ny vokany eh!!!!
hain'i volaniaina tsara ny tantara, fa angaha ianao mpanao gris-gris ?
Efa be no tratra @ nio miraikitrio fa misy hevitra roa izy io . Ny voalohany de misy ny vehivavy crampe de mikatona ny col ny. Misy ny tany vady ka mahatonga azy io.
mpanao gris-gris aho fa kosa niharaniaina t@ tantsa rehefa vacance dia hitako tany ambanivohitra izany eh!!!!
aza mba tsy mandiha rano mavo marina fa tena dondrona eh!!!
handramo fotsiny io ao anaty rova dia ho hitanao eh!!!!
fa angaha raha malala zavatra dia mpanao gris-gris ry !!! ry mpamosavy mpanetsikeloka ity eh!!matoa miteny izany dia mahafatatra tsara azy fa aza mihatsaravelatsy eh!!!!
izahay aloha lehibe koa t@ Ray be anay sy ny Renimbehanay ary lehibe koa t@ tantsa na dia lehibe tao tananarivo ary eh!!!!
ka inona ny olana fa toa aty andafy ihany izahay fa tsy tanavo eh!!!
tu la fermes, t'es vraiment une déséquilibrée.
