jeu.
02
sept.
2010
Isan’ny olana ho an’ny zatovolahy ny halehiben’ny filahiany. Mahamenatra azy ireo izany kely filahiana ka ataon’ny zatovovavy resaka na f ihomehezana. Izany indrindra no isan’ny antony mahamenatra ireo tovolahy ka mahatonga azy ireo tsy ho sahy hikôty sipakely na tsy ho sahy hanao firaisana ara-nofo. Samy manana ny heviny ireo tovovavy sendra anay raha nanontaniana ny mikasika an’io. Ao ireo mankafy ny lehibebe kokoa, ao koa anefa ireo tia ny kelikely kokoa. Mazava ho azy fa tsy maintsy manaratsy izay tsy tiany izy ireo, izany hoe ireo tia ny lehibe hanaratsy sy tsy hankafy ny kely ary ireo izay tia ny kely kosa dia hanaratsy sy tsy hankafy ny lehibe. Misy koa anefa ireo tsy mitotaly izany fa ny fitiavana no lehibe indrindra aminy.......
Ankehitriny anefa dia misy fomba fitenin-jatovo iray izay hoe : “aleo kely be styles toy izay lehibe manentsin-davaka”. Karazana fomba fiteny entin’ireo tovolahy na lehilahy manana filahiana kely mampitombo ny “moral”-ny izany. Tsy tokony ho arakaraky ny halehiben’ny filahiana akory no hitiavan’ny tovovavy na vehivavy ny lehilahy iray. Toy izao izany raha hazavaina tsotsotra. Mizara roa miavaka tsara ny filahiana raha araka ny halehibeny. Ao ireo kely ary ao kosa ireo lehibe. Samy manana ny hanitra ho azy ireo. Arakaraky ny fahaizana manao ihany no hitiavan’ny vehivavy ny lehilahy iray. Miankina min’ny fahaizan’ny lehilahy manao firaisana ara-nofo amin’ny olontiany na amin’ny vadiny ihany no mitondra an’io. Na koa arakaraka ny paikady entiny eo am-panaovana firaisana ara-nofo ihany. Efa imbetsaka naseho teto amin’ity pejy natokana ho an’ny zatovo sy olon-dehibe ity ny paikady mety sy tsara amin’ny fairaisana ara-nofo. Ny tena tsara indrindra dia ny fahazotoan’ny olondroa na ny firaisan-tsain’ny mpivady amin’ny ora sy andro na toerana mety na tsy mety hanaovana ny firaisana ara-nofo, ary ny miara-tonga ihany no tsara.
BJR MBA MANGATAKA NY SARIN NY FILAHIANA ELY SY LEHIBE INDRINDRA MISAOTRA @ FIARA MIALAVOLY
Ny fahaizany milalao ihany no izy e,
na de lehibe aza i balita fa tsy mahay n'inon'inona lery de inona no dikan'izany?
Fa raha sady ngeza no mahay manao azy tsara kosa aloha dia ... lafatra ny firaisana e,
