sam.

31

juil.

2010

Trafika-na bolabola : namoaka anarana ny minisitera !

Malaza eran-tany mihitsy ity trafika maizin'ny bois de rose aty Madagasikara ity.Etazonia izao dia nandrara ny fidiran'izany Andramena halatra izany any aminy araka ny hita ao amin'ny www.ttjonline.com.Manoloana izany indrindra dia namoaka anaran'olona telo sy nomerao-na fiara  mpitatitra ny halatra bois de rose ny minisitera omaly. Antenainy ny hivoahan'ny marina rehetra ka hitohizan'izany ary ny hahatrarana ireo atidoha mpikotrika sy ireo lehibe ambony latabatra.

 

écrire commentaire

Commentaires: 2

  • #1

    Dénise Rabe (mardi, 31 août 2010 05:25)

    Rehefa nojerena akaiky ity affaires momba ny bois de Rose ity dia hay ingahy Ravalomanana no tena ao ambadik'ilay izy!

  • #2

    marwinn (mardi, 07 septembre 2010 22:07)

    iZANY HERMANN TSIVAHINY IZANY NO MPANONDRANA BOIS DE ROSE

    Aza manartaty an´i president ravalomanana eran´ny site ianao ry denise foza oh! Voalarama akondro lo

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra