mar.
27
juil.
2010
Eny Andavamamba no ahitana ity tranga hafa kely ity. Mpivaro-tena niova taranja. Io no hiantsoan’ny olona eny amin’ny manodidina azy. Nivaro-tena teny amin’ny Indra etsy Tsaralalana i Syl…, saingy leo angaha na tsy dia nampidi-bola firy izany ka nanova famindra ny tenany. Ao an- tokan- t ranony ihany izy no manao asa. Asa fivarota-tena izy io, saingy tsy mivoaka alina intsony. Tovolahy kely ao an-tanana sy ny manodidina no tonga ao aminy isaky ny mahatsiaro, ary dia ampianariny ny fomba fanaovana firaisana ara-nofo izy ireo. Tsy misy fotoanany fa dia hilaharana mihitsy ao aminy. Ity vehivavy niova taranja ity kosa, dia ny filazana fa manotra manala havizanana no entiny hisarihana ny olona mankao aminy. Tsy misy mahafantatra azy fa mivaro-tena ny olona sendra mandalo, raha tsy avy manao firaisana aminy. Matoa roboka ny lahy, dia mahita tsirony, ary tsy dia hita firy izany hoe vehivavy mampiana-dratsy izany. Raleva zokiny
Na any ivelany koa aza efa betsaka io fomba io(mody manotra sy manafosafo eo dia raikitra fa lafo kokoa ny sarany.)MIKETRIKA ny LOHA "vola daholo no tena fototr'io zavatra io".Tongava maro e!
FA ianareo moa mihevitra fa itony salon de massage maniry
eran'ny tanana ity dia tsy mivaro -tena???
Mandania andro ianareo mamaky gazety fa ahitanareo zavatra
hafahafa ireny annonce ireo
Ina zany massage body body e, lomi lomi e, chambre discret e
zany hoe ny standing zany no tsy hitovizany
ami'ity sipa iray ity
misy an'io daholo n'aiza n'aiza e.Rehefa tsy enjehin'ny fanjakana izy contre la loi) , na tsy menatra olona @ izay ataony de inona no anaovana resaka be fa raha manana vahaolana ho azy ialany @ asany ny olona de izay no tokony atao e!
Ny fitondrana TETEZANA MITA ve tsy hanana vahaolana? ny VERY ASA aza tsy hita izay anaovana azy.Tsy aleo ve tonga maro fa mahay mampirevy ny mpanotra sady MILAY!
Ny tenako dia efa niditra trano fanaovana massage amin'iny lalan'Ivato iny. Ny filazana azy dia hoe "FINITION" dia avy dia fantatry ny mpanao massage. Miantomboka @ ny massage ny vatana rehetra aloha dia avy eo ny filahiana @ izay no ataony massage tena miadana tsara. Tena sarotra ny mandainga fa tena nahafinaritra ilay izy. Ary tsy misy risque amin'ny aretina ho an'ny andaniny sy ny ankilany.
...Ka krizy hatreny @ Indra Indra ngeh e,fa nampilay azy ny tena mpivarotra entana amoron-dalana indray izao no tonga saina ,naka tsena anatiny eh!
henjana ity fiainana ity e!
