lun.

19

juil.

2010

Famonoana omby ao amin'ny abattoir Anosizato


écrire commentaire

Commentaires: 7

  • #1

    jacta (mardi, 20 juillet 2010 15:20)

    Fanjakana inona no nifadimby teto no mikipy tsy mahita an'io? mihinana fotsiny!

  • #2

    Rafatro (mercredi, 21 juillet 2010 13:02)

    Ra8 efa naita fa tsika no tsy tia anana ny tsara fa io iany no tiantsika

  • #3

    ravalo (jeudi, 22 juillet 2010 08:39)

    izao rakizy no norme aty amintsika a! Ianareo vé mihevitra fa ny sôsisy amidy eny am grande surface ka tsy io sasana eo ikopa io e
    Aza miangitraingitra fa izao no zava-misy o!

  • #4

    jacta (lundi, 26 juillet 2010 18:45)

    Mazava amin'izao ny mampahatra ny gasy tsy misy fivoarana ny zavatra ho HANINA!(Io no tsy ahafahan-tsika manondrana HENEN'OMBY any ivelany,tsy manara-dalana,abattoir FOPLA.)

  • #5

    ekena (lundi, 26 juillet 2010 22:43)

    Hay ve ohatr'izao ny famonoana omby any amintsika. Marikoriko. Zavatra hiditra any anaty ny vatana dia havoretrana miopampana toy izao. Soa fa hita. Misaotra indrindra nanomé ny sary.

  • #6

    omby (mardi, 27 juillet 2010 12:50)

    fa mihamitombo bé ny camion miakatra eto Tana
    mitondra omby. Asa anga efa nohalalahana ny fitondrana omby hovonoina?
    Raha ny abattoir indray dia bé dia bé no toy io
    fa tsy io irery, eny anosipatrana misy, eny
    Alasora misy
    Ny abattoir eny am digue tsy mi existe tsony

  • #7

    pms (mardi, 08 mars 2011 13:18)

    efa nahajatra jao fombandrazana hono fa tsitokony mivotra @tsara i zanadramerina , aiza ve ka na fitafiany onja mpihira lazaina manalambaraka fombadrazana mlagasy jao hono ,de haoana i rihaana sns , gasy manja gne janaka tanindrana be metis sady mivoatra aza mifapikritika fa tsy Onja gne naharatsy sy nahatara fivoarana anao alao anao au ban fon , sy ani laboratoir nareo ao sy ny tsifivoharana eo taraika eo zanak idada eo

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra