jeu.

15

juil.

2010

Parisy: Matso 14 jolay

écrire commentaire

Commentaires: 15

  • #1

    Dénise Rabe (mercredi, 14 juillet 2010 22:20)

    Hitan'izao tontolo izao fa tena manana miaramila matotra ny firenena malagasy tarihan'ny Filoha ambony Andry Rajoelina.

  • #2

    golita (jeudi, 15 juillet 2010 09:35)

    colinie française - mampihomehy be mahita le ol maintimainty manao défilé frantsay- ary le vevavy vadin'président afrikana toa tezitezitra be le vevavy fotsi hoditra hoe toa maimbo ko reto zany ah ah a

  • #3

    fiola (jeudi, 15 juillet 2010 09:37)

    TOA MANIMANINA LE COLONIALISATION VE LE MALAGASY SY NY AFRIKANA E!!!!!! MANDRERAKA BE LE MAHITA LE MAINTY BE DEBE FA INONA NO TENA BUT LE FRANTSAY EEEE!!!!!! HI DEMONTRER NA NY FIRENENA AFA VE HOE MBOLA EO AMBANY ZIOGANAY ANE RETO AFRIKANA TSISI SAINA RETO E- VE??? TSY MINO AHO FA TENA TSY MBA TAKATRIRETO MIARAMILA NOANA RETO ZANY- FA NA DIA LE MITAINGINA LE AVION NANKANESANA TANY FOTSINY AZA DEFA NAHAFAPO BE ANDRY ZAREO KO INONA MOA NO ERITRERETINY EO

  • #4

    Fanjakan'inona? (jeudi, 15 juillet 2010 11:29)

    "Fa tsy amin'izao tontolo izao ny fanjakako"
    Maka toerana tsy tokony ho azy ny basy, manjaka ny fampihorohorona sy ny tsy rariny tsy maha-te hiteny.
    Dia iza no faly?
    Dia iza no miambo manana ny fandresena?

  • #5

    Zaab (jeudi, 15 juillet 2010 11:56)

    Tsy misy colonisation zany intsony izao fa raha
    tsy mandro mandroso isika dia isika nyo responsable
    fa tsy fantsay zany foana. Ny toetsaina no amborina
    aloha!!

  • #6

    faly (jeudi, 15 juillet 2010 19:01)

    Asehon'ny Frantsay amin'izao tontolo izao fa ireto ilay Firenena lazaina fa mahaleo-tena nefa baikondry zareo amin'izay tiany hanaovana azy ary tsy avelany hiala fa ataony toy ny alika mahita taolana ka na tsy laitry ny nify aza dia arahina ihany.

  • #7

    chataignier (jeudi, 15 juillet 2010 20:03)

    Dia foany ary ny FIS e! izay zany no discours ny tamin'ny 14 juillet tany am résidence.
    Ka asa hanao ahoana ny tohiny. Ry col matory andro fotsiny am sary!!!

  • #8

    Fivoarana (jeudi, 15 juillet 2010 20:03)

    Ilay toe tsaina gasy tena mbola lavitra mintsy,tsy misy fiovana!
    Izay no tsy mampivoatra an'i M/car.
    Jereo fotsiny ny fivoaran'ny Nosy La Reunion,Maurice, Guyanne,sns...... miaraka @ firenena efa matanjaka, hita hoe tena lasa lavitra mihoatra an'i M/car.Na @ lafiny inona na @ inona, mivoatra ny saina de manaraka ho azy izay atao rehetra!

  • #9

    Dénise Rabe (jeudi, 15 juillet 2010 20:22)

    Ka i Valomanana anie no tena nampitotongana ny malagasy toy izao e!

  • #10

    lala2 (jeudi, 15 juillet 2010 22:12)

    Raha vao misy krizy dia mitotongana ny malagasy fa tsy misy hoe Ra8 na Ratsiraka na Zafy na Rajoelina no nahatonga an'izao na izatsy Dénise Rabe a,ianao toa tena marary fo mafy am Ra8 mintsy a!Tompon'andraikitra daholo ny tsirairay satria manantena mana hilatsaka avy any an-danitra.

  • #11

    bojy (vendredi, 16 juillet 2010 22:05)

    matoa mandroso ry Mauricxe, guyanne sns neny olona tsy ny fanongam-panjakana no vahaolana fa miandry ny fifidianana,mba hilazao firenena iray eran'izao tontolo zao hoe nety daholo zay nataony mpitondra tao aminy,betsaka @ izy reny ny mahasosotry ny olona ao aminy fa saingy tsy vahaolana mihitsy ny fanonganana fa vao maika mitondra fahantrana sy fidinany harin-kareny lay firenena.

  • #12

    Dany (mercredi, 21 juillet 2010 01:58)

    Je trouve pas bien le regard du président francais aux moment qu'il a séré la main au militaire Malagazy on voie bien qu'il aime pas les Malgaches j'ai honte d'étre francais aujourd'hui quand je vois ce qui ce passe en france. merci de m'avoire lésser méxprimer.
    un francais qui a du sang malagasy qui coule dans ces veinnes..
    vive Madagascar et vive les Malagasy...

  • #13

    Dinitra (jeudi, 23 décembre 2010 10:02)

    Tsy afa-miala @ Frantsay isika! Voatokana ho azy ny malagasy!!! indrisy! Ireo Raiamandrenitsika fahiny, ny taranany moa dia ireo hitantsika maso mbola mitondra ny sasantsany no ANDEVOM-BAZAHA tamin'izany. Ka nanaovan'ireo VOANJO ny fifanarahana ara-pitantanana rehetra, ka dia izao no niafarany.....Ho ela velona ny FANANDEVOZANA MANDRAKIZAY!!!!

  • #14

    hajaexport (vendredi, 21 janvier 2011 17:34)

    tena vody mihitsy ilay DENISE RABE tsy aiko mba mieritseritra ve izy vao miteny.hefa hita fa mbola fratsay no ambadika mbola vody ihany

  • #15

    dangy (lundi, 31 janvier 2011 10:08)

    tena ambany saina ny zanaky dada hotrandry hajaexport, refa tsisy argument de manao fitenimpoza.mijery fitaratra ingahy hajaexport de miteny rery fa noheveriny denisrabe no hitany eo amin'ny fitaratra, tena mafy ny manjo ny kamboty velondray, fa aza voany fa mijalijaly otrandry hajaexport!hihihi

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra