lun.

12

juil.

2010

Vehivavy hetsaka: Afaka atao maromaro misesy

Tsy ny habetsahan’ny firaisana ara-nofo vita no zava-dehibe fa ny kalitaony. Mason-tsivana anankiray andrefesana an’izay hatsaran’ny kalitao izay ilay fotoana maha-hetsaka na ny “orgasme” ary ny vehivavy no anton-dresaka manokana ao anatin’izany. Vehivavy iza kosa no tsy te ho hetsaka rehefa manao firaisana ara-nofo ? Ny hetsaka indray mandeha mety ho vita ihany, fa ny hetsaka misesisesy ihany koa dia mbola tantara hafa. Afaka miaina an’izany hetsaka maromaro mitohy izany avokoa ny vehivavy rehetra. Miankina betsaka amin’ny fahafantarany sy ny fifankazarany amin’ny vatany ny fahazoany hiaina azy. Hatramin’izao mantsy dia voalaza fa mbola ny 10%-n’ny vehivavy ihany no mahavita hetsaka im-betsaka rehefa manao firaisana ara-nofo.....

Tsy ny habetsahan’ny firaisana ara-nofo vita no zava-dehibe fa ny kalitaony. Mason-tsivana anankiray andrefesana an’izay hatsaran’ny kalitao izay ilay fotoana maha-hetsaka na ny “orgasme” ary ny vehivavy no anton-dresaka manokana ao anatin’izany. Vehivavy iza kosa no tsy te ho hetsaka rehefa manao firaisana ara-nofo ? Ny hetsaka indray mandeha mety ho vita ihany, fa ny hetsaka misesisesy ihany koa dia mbola tantara hafa. Afaka miaina an’izany hetsaka maromaro mitohy izany avokoa ny vehivavy rehetra. Miankina betsaka amin’ny fahafantarany sy ny fifankazarany amin’ny vatany ny fahazoany hiaina azy. Hatramin’izao mantsy dia voalaza fa mbola ny 10%-n’ny vehivavy ihany no mahavita hetsaka im-betsaka rehefa manao firaisana ara-nofo.

écrire commentaire

Commentaires: 1

  • #1

    urbain (dimanche, 21 août 2011 21:41)

    mba te hiresaka aminao aho

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra