mer.
07
juil.
2010
Samy manana ny fomba mampiavaka azy amin’ny hafa ny firenena tsirairay. Mety ho ara-kolontsaina io, nefa mety ho ara-pananahana ihany koa. Iray amin’ireo fomba malaza any am-pitan-dranomasina any ny “échangisme” na ny mifanakalokalo vady, ka ry zareo Frantsay no voalaza ho tena mpandala azy. Tsy sanatria ho fitarihana antsika hianatra izany fomba mety mamohehatra amin’ny fiarahamonina malagasy izany no itondrana azy eto fa ho fampahafantarana fotsiny ihany ny zava-misy mpitranga any ivelany any. Tohin’ny fanadihadiana nataon’ny “netchangisme. com” dia sehatra ifohazan’ny nofinofy rehetra ny fifanakalokalozana vady, indrindra fa ho an’ny 64%-n’ny lehilahy Frantsay sy ny 31%-n’ny vehivavy Frantsay.....
Be mpitia ao anatin’izany tontolo izany ny lehilahy iray miaraka amim-behivavy telo na ny mifanohitra amin’izany. Lehilahy iray ao anatin’ny folo anefa no nilaza fa efa niaina azy. Misy ihany koa Frantsay sasany maniry hiaraka lehilahy roa sy vehivavy roa. Na ankalazaina toy inona aza io fomba io dia mbola ny 7%-n’ny Frantsay ihany aloha no voalaza fa efa nampihatra ny mifanakalokalo vady. Entin’izy ireo hanaitairana ny filana hono izany ary mety hampaharitra ny fiarahan’ny mpivady, ho an’ny antsasamanilan’ireo mpivady efa nanandrana azy. Betsaka ihany koa ireo manao azy amin’ny alalan’ny “internet”. Maro karazana ny endrika isehoan’ny fanatontoloana amin’izao vaninandro iainantsika izao. Tafiditra ao anatin’ireny ny “échangisme”. Dradraina ihany koa ny amin’ny fahalalahan’ny tsirairay izay voafaritra ao anatin’ny zony. Raha amin’ny finoana kristiana dia ny fijanonana amin’ny vady iray ihany no tena izy. Varavarana misokatra amin’ny fiparitahan’ny aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo ihany koa ny fanaovana azy. Miankina amin’ny safidin’ny mpivady sisa no hanandrana azy na tsia, raha izany.
Varavarana misokatra ho an'ny aretina izany, ary indrindra indrindra, varavarana hidirana any amin'ny afo mandrakizay
efa misy eto amintsika izy io, fa ny nahatsikaiky dia ilay bandy iray hafa nantsoin'i tompon-bady (au fait mbola sipa le izy) no tena nampi-jouir be an'le kala, satria dia tonga orgasme in-telo
mifiritika (fontaine) i kala vao lasa ny an'le bandy, hany ka lagy be le tompon-bady izay marihina fa tsy mbola nahavita an'izany
vokany lasa niady izy mi-tsam fa tsy nahatanty ilay tompon-bady fa nialona an'le performance an'le bandy iray
niafara t@ fisarahan'izy roa le izy, moa izy roalahy tsy mpinamana intsony
Inona tsy efa misy sy ataon ny gasy e! ny gasy dia tena mihavetaveta mihitsy, lainga ny hoe prude ny gasy.Aiza ny
resaka massage e! Any aloha dia mifanakalo ny zavatra rehetra mitsy angamba e
Ra toa ka tena marina izany hoe efa tafiditra eto @ tanana izany dia tsy hoela dia ho rakotry ny aretin ny gasy Tandremo sao tratran'izany e!
aza mampme e, arahao ny tantara, ny malagasy dia efa ela no adepte ny antsoina hoe tsimandrimandry, indrindra rehefa @ fotoan'ilay asara-manitra hoe fandroana, tsy mifidy saranga io, ary mbola misy tompoko izany @ faritra maro eto madagasikara.
Araraoty fa mandalo ny fiainana,ianao anie tsy fantatra na 2 andro na 100 taona dia ho faty e,tsy aleo ve mba mahazo tsirony amin'ny firaisana rehefa tsy mahazo tsirony ihany amty krizy efa ho lava ity....
na izany aza ry xxl dia mba tokony hotsinjovina ihany farany fa sao dia ho tratry ny tsy telina ka izay vao ho tena loza a!
marina mitsy ilay tradition hoe lapa bé angamba moa izy zay. miaraka ao daholo ny olon drehetra dia tsy mikilôty fa dia mifampinana ao, tsy misy ny hoe olom pady fa dia miray ao daholo otran'ny kisoa!
aiza osa ry zareo a tsy voatery lo e za mpanao massage fa ts any mintsy ny but a
