lun.

05

juil.

2010

Andramo ny tsy miboridana

Raha vao hoe resaka firaisana ara-nofo dia ny miboridana avy hatrany no mby ao an-tsain’ny ankamaroan’ny olona. Azo atao ihany koa anefa ary mitondra fiovana eo amin’io tontolo io ny tsy fanalana ny fitafiana.

Mitombo ny “excitation”

Tsy vitan’ny hoe manova ny endrika ivelany fotsiny ny fanaovana firaisana ara-nofo tsy miboridana fa afaka entina hanovana ny fomba fanao sy ny fihetsika ihany koa. Mora kokoa ho an’ny vehivavy anankiray ny manaitaitra ny olon-tiany, rehefa manao izay fitafiana hitany fa mahasexy azy tsara, mamoaka ny tena bikany sy hatsarany izy. Mety hampitombo ny “excitation” eo amin’ny lehilahy ihany koa ny fikasohan’ny vatany amina akora hafa toy ny “dentelle”, na ny “cuir”, na ny “soie” … nanjairana ilay fitafiana. Safidio tsara kosa na izany aza ny fitafiana hanaovana....

Maharomotra kokoa, ohatra, ny fanaovana zipo kely mampidera fe, atin’akanjo misy amboradara isan-karazany sy ny maro hafa. Somary lalaovina anaty kisarisari-na seho an-tsehatra kely miala amin’ny mahazatra izany, dia mety tsara ho an’ny olon-droa mifankatia.

Ianao no mamantatra

Samy manana ny karazan- javatra manaitaitra azy ny lehilahy tsirairay. Mety hanampy anao hahafantatra izay tiany ny famalianao ireto fanontaniana ireto. “Fitafiana sexy ve sa ireny fitondran’ny mpanao fanatanjahantena ireny no tiany ? Efa nanandrana nanao atin’akanjo mihoatra ny mety sy miala amin’ny fanaonao andavanandro ve ianao ? Maha-exciter azy ve ny cuir sy ny soie ? Efa mba nanandrana nanao ireny akanjo mandry manify kely mitaratra ireny ve ianao amin’ny alina ? Fantatrao ve fa mamoaka tsara ny endriky ny nono ny fanaovana ireny bustier sy corset ireny ? Hevitra anankiray hafa vaovao mahakasika ny tontolon’ny firaisana ara-nofo ny tsy manala fitafiana. Ny fepetra takiany dia ny fahaizanao misafidy ny fitafianao, izay mahataraiky azy avy hatrany hiaraka aminao.

écrire commentaire

Commentaires: 6

  • #1

    Bozy (lundi, 05 juillet 2010 16:09)

    Excitant be ny manao tsy miala akanjo indrindra reefa , anaty tomobil ohatra, mmmhhh, ary mbola ampiana tsy miala silipo izay an,
    somary ahisaka kely ny silipo hidiran'ny balita, tena tsara, sady maha excitant be mintsy.

  • #2

    rakoto (lundi, 05 juillet 2010 16:47)

    rehefa somary misy tritra rovitra zay lé akanjo vo may gravy

  • #3

    Donto (lundi, 05 juillet 2010 19:11)

    io aloha dia arakaraky ilay akanjo anaovana koa e!
    lé kilôty de grand mama aloha dia tsy mety an lé akisaka e! Loza koa lé voaketoka ao am fermeture rabalita!

  • #4

    Basouka22 (mardi, 06 juillet 2010 15:36)

    marina daholo zany fa adina maika io ny tena marina. Tsy misy mihoatra ny miboridana ihany aloha e.

  • #5

    ianjarado (jeudi, 08 juillet 2010 11:06)

    reef manao jô rapida no manao anio f mlay anannnnn

  • #6

    manja (lundi, 26 juillet 2010 17:12)

    fa za kosa taloha nanao ihany, fa nony niteraka te hanao ihany fa hidiran'ny rivotra de tsy maintsy mifono peignoire, pataloha,...inona ny hevitra nefa mba te hanao sexy!!!

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra