ven.
02
juil.
2010
Samy manana ny toebatany ny olombelona tsirairay momba ny fiainana ara-pananahany. Raha ny filazan’ny manam-pahaizana britanika dia ampy tsara ny folo minitra hahasambatra sy hahahetsaka rehefa miray ara-nofo ny olon-droa. Tsy tokony hihoatra ny 13 minitra izay fotoana izay amin’ny ankapobeny. Mety tsy ho azo antoka sy tsy hahafa- po intsony mantsy ny tanjaky ny vatana raha mihoatra ny folo minitra. Tokony hatao izay hitazonana ny fahafinaretana eo anelanelan’ny fito ka hatramin’ny 13 minitra. Mety ho mankaleo sy mahamora vizana ary tsy haharototra intsony ny mihoatra izay. Betsaka ireo mpivady manonofy hanao firaisana ara-nofo tsy an-kiato alina mandramaraina. Mety hanova ny fomba fijerin’ny olona tahaka izany izao voka-pikarohana izao. Misy ihany koa ireo mimenomenona fa mety ho diso haingana loatra ny fanaovana firaisana ara-nofo, nefa araka izao voka-pikarohana izao dia tsy misy ny fatiantoka ny amin’ny maha-haingana azy. Tsikaritra fa miha-mitombo isa ny mpivady manatona manam-pahaizana manokana momba ny fiainana ara-pananahana any ivelany any, mikaroka izay fomba azo ampiasaina, entina mampaharitra ny firaisana ara-nofony. Koa dia asakasany !
Zao ranga :ny 10miniotra teneninaoio dia metyihany kanefa saingy ny mahahetsaka tsy hita aloha ,tsy afampo ny tena mETY HOSAFIDY SY FAHAZARANA KOA ANGAMBA LE IZY.Ity misy vaovao omeko anao mpamaky: ekenao ve fa misy olona mahavita firaisana aranofo 10fois ao anatin'ny alinaa iray?.Mety tsy hino angamba ianao kanefa zava-misy io.Ny teknika araka ny valin'ny nomen'ilay olona ,dia tena mikaly tsara ary ifanarahana mihitsy lei izy .Omeo ny hevitrao,mba zarao amin'ny namana
Tsy maina ve ilay razazavavy mandritr'izany ?!?
