lun.

28

juin

2010

Fitiavana : miara-tonga no fahombiazana

Ny"orgasme" na ny hoe mahatonga, na ihany koa hetsaka , no dingana farany ambony tsapan'ny olona anakiroa rehefa manao firaisana ara-nofo.Samy hafa ny fahatsapan'ny olona tsirairay io dinganaio.Miankina amin'ny toe-batana sy ny rarintsaina izany ary tsy mitovy ny eo amin'ny lehilahy sy vehivavy.

Mifonona zava-miafina ny hetsaka eo amin'ny vehivavy.Misy karazany roa koa izany.Ny "orgasme clitoridien" sy ny "orgasme vaginal" ihany koa.Ny an'iry voalohany dia fikitihana ny "clitoris"no mahatonga azy, ny faharoa kosa dia ny fikitihana ny "point G", izay ao anatin'ny clitoris ihany.Tsy misy hetsaka afa-tsy iray ihany izany eo amin'ny vehivavy dia avy amin'ny "clitors".Mikainkona hoazy amin'izao ny tranon-jaza sy ny fivaviana rehefa hetsaka ny vehivavy.Miha-kely ny "clitoris" mihahenjana ny lohanono, mitaramena ny hoditry ny vatana.

mikiakiaka ilay vehivavy...an-kavitsiana ny tranga mety hahitana rano handeha. Misy ny vehivavy izay tsy mbola nahatsapa an'izany mihitsy, na efa imbetsaka nanao firaisana ara-nofo aza. Tsy mitovy amin'ny an'ny lehilahy kosa anefa ny vehivavy satria mety hisy "orgasme" betsaka misesy mandritra ny firaisana ara-nofo anankiray.

Ho an'ny lehilahy indray dia mifanandrify amin'ny "éjaculation" ny hetsaka amin'ny ankapobeny. Mikainkona amin'izao fotsiny ihany koa ny "prostate" sy hozatra amin'ny filahiana, miaraka amin'ny fivoahan'ny tsirinaina izany. Maharitra segondra vitsy eo ny hetsaka, saingy tena mankafy tanteraka toa ny vehivavy ihany koa ny lehilahy mandritra izany fotoana izany. Misy ihany koa ny "orgasme prostatique", saingy lehilahy vitsy ihany no mahay mankafy amin'izany, izay vokatry ny fikitihina  mivantana ny "prostate". Tsy voatery ho tonga amin'ny hetsaka ny lehilahy rehefa mandia ny "éjaculation", na ny fivoahan'ny tsirinaina. Aorian'ny hetsaka dia misy ny fotoana "réfractaire", izay fiandrasana, tsy ahazoana mankafy fanindroany indray. Miankina amin'ny taona sy ny "excitation" ary ny toe-batana amin'ny ankapobeny indray ny fahafahana fanindroany.

écrire commentaire

Commentaires: 2

  • #1

    roger (lundi, 05 juillet 2010 08:17)

    tsy voatery clitoris na point G ihany no mahahetsaka, maro ireo sipa no efa nahitako fa tia filahiana lava sy ngeza, ary ny tenako izay nahazo tombony t@ io tia nahatsapa fa isaky ny mandona hatrany @ col aho de mikonaina makafy ny sipa, sady mamihina be,
    raha vao mijijy mikosoka ny clitoris za, de sintoniny eo @ vodiko sady asainy alentika lalina, midika izay fa misy point d'excitation koa any @ faran'ny vagin.

  • #2

    toubih (vendredi, 06 août 2010 12:47)

    ... fa talohan'io ve nefa nisy hoe "miasa miaraka koa no fanombohana", tpt

    mba veta koa lé dadanareo iny ka !!!!

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra