sam.
19
juin
2010
Tsy misy resahana betsaka fa amin’izao fetin’ny ray izao dia ireto misy karazana fanomezana mety ho azo alain-tahaka tsara hatolotra ho azy. Mametraka fahatsiarovana tsy hay esorina ao an-tsaina ny fandinihana izao sary izao. Ankafizo ! Bonne fête dada !
Fanomezana fetin’ny ray: Kitsentsitra
Fihetsika iray azon’ny mpivady andramana momba ny firaisana ara-nofo ny « cunnilingus », na ilay lehilahy mampiasa ny molony sy ny lelany hanomezana fafiny ny vehivavy, hikitihana ny fivaviany. Ireto ary ireo karazana fihetsika na « position » ahazoana manao tsara azy io, raha ny torohevitr’ireo manam-pahaizana. .....
Ny fihetsika mahazatra sy mahavantana ny maro aloha dia ny vehivavy mandry mitsilany, mampisokatra fe ka dia misisika moramora eo anoloana ny lohan’ny lehilahy. Mitovitovy amin’izay ihany fa somary miova kely fotsiny ny somary mihorirana. Raha eo ambony seza dia mandohalika eo amin’ny tany indray izany ny lehilahy. Mety ho ny lehilahy indray koa anefa no ampatoriana mitsilany, miakatra eo amboniny manandrify ny tarehiny ny vehivavy, ka atehika tsara amin’ny vavany ny taovam-pananahana. Misy ihany koa ilay fihetsika mandady ka avy aoriana ny lehilahy izay somary mandohalika. Afaka mitehina mitsangana ihany koa ilay vehivavy, ka mandohalika ihany ny lehilahy rehefa hampiasa ny lelany. Somary bibibiby izay fihetsika izay, nefa mety hanome fahafinaretana ho an’ny vehivavy sy ho an’ny lehilahy. Farany dia misy ny “69”, izany hoe miara-matory mifandiso ny lehilahy sy ny vehivavy. Ny tombotsoa amin’ity indray dia afaka manararaotra manao ny “fellation” ihany koa ny vehivavy. Rahampitso ny fetin’ny ray. Tsy manakana ny hanomezany fahafinaretana ho an’ny vadiny anefa izay, hiarahan’izy roa mankalaza ny fety eo. Koa an’ny tsirairay no misafidy ny fomba fampiharany ny “cunnilingus”-ny.
Aiza kay no mety ahitana ireo fanomezana ireo? Tsy ratsy lé izy ka!
