jeu.

17

juin

2010

Ary raha any an-dakozia …

Tsy voatery ho eo ampandriana ihany no afaka hanaovana ny firaisana aranofo, araka ny efa nolazaintsika matetika. Azo atao aminatoerana hafa ihany koa izy io, mba hialana kely amin’ny mahazatra, ho fanaitairana ny filana eo amin’ny mpivady. Raha any an-dakozia indray ary no hanaovana azy anio… dia ireto ny zavatra tsaraho fantatra. Maha-noana sy mampangetaheta ny eo ambonyl atabatra. Betsaka ny safidy azo ihoriranana......

Na ianareo mitsangana somary miankina amin’ny latabatra, na ianareo miaraka mihondrika mifanao aloha aoriana, na miara matory tsotra izao fotsiny eo ambony latabatra. Iray ihanyny tanjona dia ny hangovingovitanareo miaraka. Mampafana indray kosa ny eo akaikin’ny vata fampangatsiahana. Voalaza famiteraka fientanana hafa hoan’ny vatana manontolo ny fiankinana amin’ny vata fampangatsiahana. Ahazoana fahafinaretana tsara ny fahatsapana ny hatsiaka ao anatiny sy ny hafanan’ny vatana roa ety ivelany, izay toa mitondra hafanana hafa indray ho an’ny lakozia aza. Mbola fandaharana hafa ihany kosa ny eo ambony milina fanasan-damba, hoan’ireo izay manana azy ao an-tokantranony. Somary miaraka mitombina eo amboniny fotsiny amin’iny izy mihodinkodina manasa ny lamba iny no voalaza fa tena mahafinaritra.Tsy adino ihany koa ny eo ambony “évier”, na ny toerana fanasana lovia. Mandritra ilay fotoana hanasana lovia iny, ka somary adino kely na odiana adinoina ny manao silipo(ho an’ny vehivavy io) … tsymisy mahasakana ny lahy tsy hanatona, hanafosafo sy hitampikitra. Saingy raha ity karazany ity no safidiana dia vao mainka mampitombo ny ambiansy ny fandefasana ny ranon’ny paompy hikoriana ao an-damosina, rehefa miara-mihanika eo ambony“évier” ianareo roa. Miankina aminareo ihany ny safidy, fa dia ny firariana anareo hazoto homana no azo lazaina eto am-pamaranana. “Bon appétit!”.

écrire commentaire

Commentaires: 7

  • #1

    honoré rakotomanana (vendredi, 18 juin 2010 11:04)

    io no fataonay sy ny sipa-ko

  • #2

    Kdaombaramita (lundi, 21 juin 2010 09:31)

    Ato mampihomehy be

  • #3

    bozy (lundi, 05 juillet 2010 16:14)

    zahay aloha mpanao ao an-dakozia reefa te hiala @ mahazatra, eo ambony latabatra, fa ts mahare noana zany kosa e,

  • #4

    manja (lundi, 26 juillet 2010 17:26)

    ka raha vaky daholo ny vilia

  • #5

    ratsimilamina (mardi, 28 septembre 2010 17:42)

    Izahay roa aloha eo ambony fata-pera mirehitra afo charbon e! amin'izay de mafana tsara ny vatana rehetra de miara tonga koa ny embiance

  • #6

    karim (mardi, 08 mars 2011 13:39)

    manja sy ratsimilamina: mampihomehy be nareo!! hi hi hi!

  • #7

    rakoto (jeudi, 10 mars 2011 09:16)

    zay n sipako ndray eo ambon ragolahy, zan oe makan an-pasan mints. ef maty mants iz

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra