mer.
16
juin
2010
Fandre matetika ny hoe manao 69. Fihetsiky ny goaika ihany koa no azo andikana azy. Fihetsika iray mahakasika ny tontolon’ny firaisana aranofo, tsy voatery hisy firaisan’ny taovam-pananahana roa ny 69. Misy ihany anefa ireo vehivavy tsy manaiky azy, noho ny hamenarana, nany tsy fananana traikefa. Ireto ny tsara ho fantatra momba azy. Azo aseho amin’ny fihetsika telo ny 69......
Ao aloha ilay antsoina hoe “69 nentim-paharazana”, izany hoe matory mitsilany ny iray (nany lahy, na ny vavy), ka mandry eo amboniny ny iray hafa, saingy amin’ny fihetsika mifanohitra (ny loha mifanandrifyamin’ny tongotra), ny tanana sy ny vava no miasa betsaka amin’ny fanafosafoana. Misy ihany koa ny “69 circulaire”, izay somary mampiasa vatana. Mandry mitsilany ihany ny iray, mitehika amin’ny kiho. Eo ambony ny iray hafa, somary mandady ary mivelatra amin’ny andaniny anankiroa avy ny tongotra roa. Ao ihany koa ny “69 latéral”, izay toy ny“69 nentim-paharazana” ihany saingy miaraka mihorirana ny mpivady fa tsy mifanao ambony sy ambany. Ho an’ireo efa nanandrana ny 69 dia misy ny milaza fa fihetsika tena ifampizaran’nympivady izy io. Sady manome no mandray ny tsirairay. Mahataitaitra sy manan-danja eo amin’ny fiainan’ny mpivady ihany koa ny 69. Azo atao mandritra ny fotoanan’ny dingana voalohany na ny « préliminaires» izy, nefa azo atao hakana aina eo anelanena firaisana ara-nofo anankiroa ihany koa. Tsy manakana azy tsy ho azo atao amin’ny farany ihany koa anefa izany, mba hanovaovana ny fiarahana rehefa manao firaisana aranofo.Tsy tokony hahamenatra ny manao ny 69 noho ny hafinaretana aterany, raha ny filazan’ireo efa manana traikefa ihany. Tsy misy maha-samihafa azy ny maha-« nentimpaharazana» sy ny « latéral » na ny « circulaire » aminy, fa ny fotoana itiavana ampiharana azy no zava-dehibe.
ao anelanelany ve no hanao izany!!!! tsy tena beurk be ve? avy ary de aty?
lol
misy faroratra ve ???? hahahaha
matetika maimbo ny an'ny vevavy
