lun.
07
juin
2010
« Lehilahy matotra notsara iarahana ». Ambentintenin’nyray aman-drenymaro fatra-piahy ny ho avinjananyizany matetika. Hoan’ireo vehivavy mitsiriritrahifankatia amin-dehilahy efazokinjokiny sy matotra, zokinybe aman-taona dia misytorohevitra vitsivitsy ireto,hisarihana sy hitazonana azytsy hamindra ny fitiavany hoamin’olon-kafa.Mialoha ny hirobohanalalina aloha dia tsara rahahadihadiana ny tanjonatena tiany hahatongavana.Mila mailo ihany na dia hitahoe matotra aza izy.......
Tsy vitsy mantsy ny anti-maola, manadaladala tanora fotsiny, mba hiverenany hiaina ny fotoam-pahatanorany hono izany.Manaraka izany dia tsy tsara raha averimberina resahana ny elanelan-taona, na ireo sehatra mety mahakasika azy. Ataovy mahafaly anao aloha ny zavatra misy iainanareo.Halaviro tahaka izay ihany koa ny fanaovana fomban-jazakely.Aza mandray azy ho toy ny rainao, fa olon-tianao izy na somary zokinao lavitra amin’ny taona aza. Apetraho hifanaraka amin’izay ny fifandraisanareo.Raha ny hikaroka fitiavan-dray, izay mety tsy ho nanananao na banga teo aminao no tanjonao dia atsaharo dieny izao ny fiarahanao aminy.Ankoatra ireo voalaza ireo dia tazony ny maha-ianao anao, hatry ny nifankahalalanareo.Tsy ilaina hoe hanarakany reviny ianao fa mety ho ilay maha-ianao anao izay notena nitiavany anao. Ho an’ny manam-pahaizana dia any am-pandriana no tena manavanana ny lehilahy be taona.Manana traikefa maro izymikasika izany, ka tsy tokony hisalasala ianao hilaza aminy ny zavatra mahafinaritra anao, ny tianao hataony. Noho izy be taona izay indrindra dia mety hisy olana kely eo amin’ny fahavononana hanao firaisana ara-nofo indraindray. Aza ihomehezana izy fa mifampiresaha miaraka mamaha ny olana.Samy manana ny mampiavaka azy ny olona tsirairay. Tsy diso anjara amin’izany ihany koa ny lehilahy be taona, izayl azaina hoe matotra. Koa an’ny tsirairay no manararaotra sy maka tsirony amin’izany.