jeu.
03
juin
2010
oa zany sipa maha te hinana.
Sipa be kilaoty contre sipa manao sting!!
1 sy 1 ny score
le ao anatiny tsy de hita tsara fa asehoy raha tena milay
Mandreraka be na ny mijery azy aza
milay ny joba gasy,baina!
De ny tsin tsy mlay aza maivava eo eh!
Attendez-j'arrive les moeufs.
gasy ka manja ê !
DE izao ve de mafinaritra ny mijery azy??? efa tsy votana intsony ny fomba amampanao Malagasy.Atsy oatsy angamba dia efa tsy ikilaoty intsony no itety arabe.Sa de oe izao no atao oe"l'argens fait tout"??
milay ny sipa gasy e!fa tsy mahay mapiasa ny hatsarany amin'ny zavatra tsara fa lasa ratsy no betraka za tsy milaza hoe ratsy ny animatrice fa teren'ny tsy fananany ny ankizy dia voasarika amin'ny fakapanahy bediabe .mahereza ry gasy ka manja aaa
