mar.
25
mai
2010
Arakaraka ny handrosoan’ny taonan’ny ankizy anankiray hidirany eo amin’ny hatanorana no hitanjatanjahany, hampisehoany ny tenabikany. Mipoitra tampoka eo amin’ny vatany eo ny sarykely anankiray, tatoazy iny natombokavatsa. Mahakasikaizay ny resadresaka eto.....
Lamaody?
Ny tanora rehetra ankehitriny dia saika mankafy manao an’izany tatoazy izany avokoa. Lamaody ilay izy. Tsymisy zavatra fadifady izany intsony amin’ity resaka ity. Ampisehoana mihitsy ilay izy, aderadera ho hitan’nyolona eny an-dalana eny. Misy indray ny mody manafina azyamin’ny akanjo manify, nefa dia ny hanapoitra azy mihitsy no tanjony, noho izy lamaody. Manjary toy ny kojakojandamaodytsy afa-misarakaamin’ny tanora ihany koany tatoazy ankehitriny. Sady mamoaka ny hatsarany iny nomampirehareha azy rahateo.Misy dikany avokoa nysary rehetra apetaka amin’nytatoazy. Fantatry ny mpanjifatsara ny hevitr’izy ireny, arakany fanadihadiana natao taminampanao tatoazy anankiray. Ireo kisarisary misy ifandraisanyamin’ny toetran’ilay tanorano tiany apetaka atao tatoazy.Ho an’ny vehivavy ohatra diany voninkazo, famantarana nyfitiavana, no tena mahasarikaazy. Ho an’ny lehilahy indraydia ny voromahery, mariky nyfahatanjahana sy ny hery notena be mpitia. Eo amin’nyloko indray dia ny volondavenonasy ny mainty alohahatramin’izao no tena bempisafidy. Hita misongadina tsara izy amin’izay mifangarika amin’ny lokon’ny hoditraizay.
Entina hanaitairana ?
Manasongadina ny faritraitoerany ny tatoazy. Eo amin’ny fe, amin’ny lamosina,aoriana ambany valahana,eo amin’ny sandry …ireo amin’ny ankapobeny nofaritra tena be mpitia ametahanatatoazy. Taitaitra nyolona mijery an’iny, te hanafosafoilay faritra. Miantso hoamin’ny zavatra hafa izy, rahaapetaka eny amin’ny faritramivoitra, na eny anelanelan’ny dongona sy ny maro hafa
za alo de tena anisany mpakafy tatouage mintsy e!nena zao ao an-damosiko misy sary vonikazo, fa tena milay n!
