lun.
24
mai
2010
Asa na fifaninandrifian-javatra na iniana hatao fa hita sy mibaribary, raha ampitahaina tamin’ireo Praiministra nifandimby hatramin’izay, dia ny fitantanan’ingahy Vital Camille Albert no azo ambara fa anisany be indrindra ny famoretana sy fanaovana ramatahora ny mpanao gazety.....
Ka tsy mahagaga anie io satria olona voavidy sy tsy tera-tany Malagasy ary tia vola loatra ka tsy mahalala akory ny mahazava-dehibe ny aim-pirenena sy ny vahoaka ao aminy . Indrindra olona tsy niaina
teto Madagasikara fa dia any an-dafy no tena androm-piainany . Noho izany dia tsy azo atao hoe manana ra Malagasy mikoriana ao aminy fa safiotra ( metisy hoy ny fiten'ny olona) nefa aoka tsy hadinony
fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina aminy tsy ho ela.
alika lahy daholo ialahy isany ry ANRY TGV (TayGoavanaVody)Col Baomba, Lylikisoa,CamoVitalina, AlainMarosahona,sns,.....
kindindreniny nareo
Izaho aloha raha ity etezamita ity dia efa leo aho e! Ny PM mpanao didy jadona, mpanampim-bava vahoaka. I Andry TGV tsy mitana ny teny nataony hatrany am-boalohany ka hatramin'izao . de tena zaza tsy ampy taona lehireto a! Dia ny basy ange sisa no mba antenain-dry zalahy hiaro azy e! dia ho hitan'ny havany eo moa ianareo atsy ho atsy ka tsy hahita izay hisitrihana ialahy isany fa ny tody letsy tsy misy a! Ianareo mivavaka mba hifikiranareo eo amin'ny sezanareo . Izahay koa mivavaka mba hiongananareo teo dia ho hitanareo moa izay fanatitra ho henoin'ny zanahary atsy ho atsy e.
mety ho azo eritreretina ve ohatra ry mpanao gazey ny hanaovana firaisan-kina, na dia atematemaka ihany aza , mba silence radio ohatra na tsy mamoaka papier journal miitsy mandritra ny telo andro? Fantatro fa tsy maintsy hisy hitsivalana am zany indray zao.
