jeu.

20

mai

2010

« Masturbation »: Kilalaon-tanana mety mahavokatra

Avy amin’ny teny latina « manu stuprare » no nihavian’ny « masturbation”, na ilay fakana fafiny amin’ny tanana. Raha adika malalaka dia hoe manao maloto amin’ny tanana no heviny. Mirakitra kolontsaina maro izany “masturbation”izany raha teo amin’ny aratantara. Voalaza fa nanao izany avokoa ireo andriamanitra rehetra notompoina tamin’ny andro fahiny tanyEgypte.....

Izany andriamanitry ny masoandro “Ra-Atum-Khepri” izany ohatra dia nolazaina fa vokatry ny “masturbation”no nahariany ny tany. Ny andriamanitry ny rindra any Inde indray dia voalaza fa avy amin’ny alalan’ny “masturbation” ihany koa no nahazoany ny zanany, izay andriamanitry ny hatsaran-tarehy. Ankoatra ireo dia nolazain’ny mpanoratra iray malaza, Alain Daniélou, tamin’ny taona 1993 fa fomba fanao tany amin’ny tontolo ambanivohitra amina sivilizasiona sasany ny mametrakaranon’aina anaty tany, iandrandrana fahavokaran’ny tany amin’ny taom-pambolena manaraka. Manao“masturbation” avokoa ny lehilahy, mpamboly ary alefa amina lavaka efa voavoatra eo amin’ny tany ny ranon’aina azo avy eo.Tsy voatery ho ny tena no manao ny “masturbation”, fa azo atao tsara ny mindrana ny tanan’olon-kafa hanao izany. Nizarazara be ihany indray kosa ny fandinihana nataon’ireo manam-pahaizana momba ny tanana ampiasaina. Ao ny milaza fa ny tanana havia no ahazoana tsirony kokoa. Misy kosa ny milaza fatsara kokoa ny amin’ny tanana havanana. Fihetsika tsotra ihany ny “masturbation”, dia ny fahaizana milalao ny taovam-pananahana amin’ny rantsan-tananadimy, ahazoana manome fahafaham-po ny hetaheta ara-pananahana ao anaty.

écrire commentaire

Commentaires: 1

  • #1

    rija (lundi, 05 juillet 2010 12:55)

    mandilotra ny filaza an'io @ teny malagasy fa tsy hoe manao maloto @ tanana akory.
    ny ahy ny mba mampanaontany ahy de ny fomba famokarana ny tembo, satria nisy cousin-ko zay t@ mbola 14 ans zahay de tsy misy mifampimentra zany fa mifaninana aza mi-mast de ze mifiritika alavitra indrindra, fa i leiry no nahazo ny voalohany, fa sady fotsifotsy ve no marihitra, sady @ io nedala mahavita mandefa in-telo fara-fahakeliny (tena accro mihitsy), za anefa tena zara raha mùisy mivoaka raha vao mihoatra ny in-droa, sady tsy mahavita betsaka isan'andro izany, asa inona ny antony ?

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra