sam.
15
mai
2010
Toy ny tranon-jaza ihany dia taova iray malefaka sy lalina ny fivaviana. Mirefy 7sm ka hatramin’ny 10sm eo ny halavany amin’ny ankapobeny. Toetra iray tena iavahany amin’ny taova rehetra ilay izy malefaka nefa afaka mihenjana tsara. Afaka mihalavatsara ny fivaviana, sady afaka mivelatra, manaraka ny haben’ny filahiana miditra aoanatiny. Afaka mitombo velarana manaraka ny haben’ny zazakely mivoaka ao ihany koa izy, ka izay no amaritan’ny manam-pahaizana azy homarani-tsaina.....
Tsiranoka miendrika kentrokentrona no mandrafitrany atin’ny fivaviana. Izay no mahatonga azy homandomando lalandava. Mandray anjara amin’izany ihany koa anefa ny “glaire” ao amin’ny vozon’ny tranon-jaza. Mihamitombo ny hamandoana rehefa taitra hanao firaisana ilay vehivavy. Misy asidra iny tsiranoka ara-boajanahary ao amin’ny fivaviana iny. Afaka miady amin’ireo karazana loto io asidra io, ankoatra ny “mycoses”. Tsy ilaina, araka izany, ny misasa amin’ny savony misy asidra, izay manimba ny fiarovana ara-boajanahary ao amin’ny fivaviana. Manimba ny kalitaony ny fampiasana savony mahery vaika toy izany. Ankoatra ireo faharanitan-tsain’ny fivaviana ireo dia tsara tsiahivina ihany koa fa eo amin’ny roa ka hatramin’ny telo santimetatra hiditrany fivaviana eo no misy ny« point G » izay tena miteraka fahafinaretana faratampony ho an’ny vehivavy rehefa voakitika.
tena manaitaitra ny any anaty any izy izany an !
VETA BE IALAHY LETY Ä
ny ahy TGV ihany ny ady eo
Ambony be zany ny QI an'itony fivaviana itony, mety voany bdb ingahy Einstein... tpt
