sam.

08

mai

2010

« Masturbation »: Fantaro ny karazana teknika azo atao

Tsy ny lehilahy ihany no malaza amin’ny fanaovana “masturbation” fa ny vehivavy ihany koa. Raha ny 42%-‘ny vehivavy Frantsay no nanaoan’izany tany amin’ny taona 1992, dia manjary ny 60% indray izao no marisika sy tia azy tamin’ny taona 2008. Voalazan’ny manampahaizana fa hatramin’ny fony kely no efa liana amin’ny fiainana ara-pananahany ny vehivavy.....

Ny “masturbation” no hamaritana ny fetran’ny fakana fahafinaretana momba izany tontolo izany. Samy manana ny fomba itiavany azy ny tsirairay rehefa manao “masturbation”. Ao ny matory mitsilany, ao ny mihorirana ary ao ny mihohoka. Azo atao amin’ny rantsan-tanana iray na roa izy. Azo atao amin’ny alalan’ny fitaovana hafa ihany koa. Maro karazana ireo teknika na fomba fanaovana ny “masturbation”, raha ho an’ny vehivavy manokana. Misy ny atao hoe “tour ducadran”. Safosafoina moramora fotsiny eo amin’ny faritra rehetra manodidina ny taovam-pananahana eo, ka atao toy ny fihodin’ireny fanjaitra amin’ny famantaranandro ireny no hanaovana azy. Misy ihany koa izany atao hoe « vortex » izany. Rantsan-tanana iray no miasa.Manomboka eo amin’ny manodidina ny faritry ny “clitoris” na ny kitso no safosafoina, vao miditra tsikelikely eo amin’ny atiny. Misy indray koa ny “lapinhors du terrier”. Ny felatanana indray no miasa rehefa manao azy ity. Apetaka tanteraka eo amin’ny faritry ny taovampananahana ny felatanana, fa ny ankihibe ihany no manafosafony faritra anatiny rehetra.Tsy avela amin’izao fa somary ahetsika ny ankihibe. Farany dia misy ihany koany “punching-ball”, izay ampiasana rantsan-tanana anankiroa na maromaro. Somary miditra lalindalina izy ireo, saingy ezahana ho toy ireny fihetsiky ny filahiana ireny no hanaovana azy. Sehatra iray ivelaran’ny fitiavan’ny mpivady ny fanovanovana ny fihetsika atao mandritra ny firaisana aranofo. Sady fakana taranaka no fifampizarana fahafinaretanaizany vanim-potoana izany.Tsy voatery ho ny olona tsy manambady na tsy manana olon-tiana no manao “masturbation”, fa manampy betsakany mpivady amin’ny fanovanovana ataony, ialany amin’nymahazatra ihany koa izany. Mitondra fahafinaretana ho an’ny lehilahy ny mahita ny vehivavy manao an’izany eo imasony eo. Azon’ny mpivady trandrahana tsara ireo fihetsika ireo.

écrire commentaire

Commentaires: 0

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra