ven.
07
mai
2010
Na ho ela na ho haingana, tsy maintsy hiova io governemanta io.
Ny fotoana, ny fanapahan-kevitra, ny fomba hitondranaazy no tsy mitovy.Raha nisy ny fotoanat o k o ny n a n o v a n a a z yvoalohany, dia tao aorian’nyfifanarahana tany Maputo.Indroa miantoana mihitsyny fotoana fanararaotananomena ny fitondrana Fat, dianotohizana tany Addis‑Abeba,saingy tsy tanteraka mihitsy izany.....
Tsy nilana fieritreretanafifamelana akory ny tantararaha ohatra ka nanaiky nysonia nataony ny filohan'nytetezamita sy ny mpanara-diaazy. Sady niroso ny firenenano nilamina ny vahoakatsivakivolo.Nandramana indray nyMaputo III. Loza no nanjo,vao mainka nanamafy ny tsyfifankatiavana ny vokany. Teoaloha ny famaizana nataon'nyFat ka tsy navela nody nyankolafy telo. Teo ihany koany fialan'ny mpikambanatao amin'ny f i tondrana,izany hoe fahaverezan'nynamana tsy nahafoy sadytsy foy ihany koa. Tsy azohadinoina ilay « mpiara-dia »hatrany am‑boalohany, dia nypraiministra voalohan'ny tetezamita,Monja Roindefo, zarylasa mpanohitra ankehitriny.Amin'izao fotoana izao,satria tsy nahomby ny dinikatany Pretoria, dia tsy maintsy mitady lalan-kivoahana ny fitondrana, ary dia io fanovana governemanta amin'ny herinymanokana io indray no tetikavaovao. Tsy afa-miala amin'ny fangatahana avy amin'ny miaramila sy zandary anefa ny tenany, satria efa nametrapetraka azy ireo. Raha zoma faran'ny volana aprily nyfotoana nifanomezana, dianitarika aty amin'ny alatsinainy,talata... nitohy omalyny fifampiresahana, tsy hitabe ihany.Tsy tena Ambatobevohokaloatra angamba no hilazanaazy, saingy efa tao aorian'nydinika Teny Ifampieranano tokony efa najoron'nypraiminisitra Camille Vital iogovernemanta irifan'ny filohaAndry Rajoelina io, fa tsy tafiditrahatrany ny baolina. Aizaho aiza ary ny sakana ? Samisy malailay ifonosana namisy atahorana ho « tonganamana vao mavomavo » ?