jeu.
06
mai
2010
Ny tody tsy misy fa nyatao no miverina ! Taitratamin’ny torimasony ireo tsyte-hanan-dratsy eo anivon’nyfoloalindahy, ka nisesisesy nyfanambarana tamin’ity herinandroity. Fanambarana izaymiendrika ho fandraisanafahefana, ary hametrahanafitondrana hiaraha-mitantana.Tapitra omaly ilay 48 ora nokasain’ingahyAndry Rajoelinahandraisana fanapahan-kevitranambarany ny alatsinainyteo. Amin’ny ora hanoratanayizao, dia mbola tsy nisy vaovaoazo momba izay tiany hoatao eto.....
Ny eo anivon’ny FIGN kosaizay nahitana ireo manamboninahitralefitra sy ny mpankasitrakainy fanambarananataony iny, dia tsy hihemotraamin’izay efa nambarany,fa handray fepetra hentitrahanavotana ny tanindrazana.Hatreto dia tsy hita tabilao ilay‘Plan B’ kasain’ingahy AndryRajoelina hatao ao anatin’nyfotoana fohy.Ny tantara tsy fanadinoHandray fepetra ny tafika!Hatreto aloha dia mbolamijanona ho fanambaranaizany. Nivarahontsana nympiray donak’afo amin’nyFAT, satria mipoitra indray nyfanambarana eny anivon’nylakazera. Tsy voahaja hoyny sasany amin’izy ireny nyfitsipi-pitondrana ara-miaramila,satria mbola mananany lehibeny mibaiko azy izyireo. Tsy tokony hiteny nymanamboninahitra lefitra,satria mbola misy Jeneralysy lehiben’ny vondron-tafikaao? Dia mba lasa ny sainahoe hay ve tsapan’ireo olonaireo ihany izany e? Ny tantaratsy fanadino, fa kapôralyanie no nibaiko sy namingavingaminisitra izay mitondrany galona visy amiraly tenyAmpahibe ny taona 2009 inye. Nitohy tamin’ny fihetsikanataon’ny manamboninahitralefitra teny amin’ny toby miaramilaCapsat izany, ary diaireny niarahana nahita irenyny niafaran’ny mpitondra teoaloha. Aoka ny tantara tsy hohadinoina. Raha ity fihetsikaataon’ny tafika ankehitrinyity no asian-teny, dia mahatsapaizy ireo, fa tsy ahafahanamivoaka amin’ny krizy nylalan-tokana kasain’ny fitondranaFAT izay tarihan’ingahyAndry Rajoelina hatao eto.Tsy hahazo ny fankatoavanaeo amin’ny sehatra iraisampirenenaizany hoy ny FIGNary miantso ny vahoaka hiaradalanaaminy izy ireo.Hivadika ny rasaSasatry ny miarina ny tetezamitamandeha ila ankehitriny.Tsy misy ny vola entinamampihodina izao fitondranaizao. Manao fitakiana avokoany hery samihafa eto. Isan’iony fitakiana vatsim-pianaranaataon’ny mpianatra enyanivon’ny anjerimanontoloeto Madagasikara. Mitohy nyfanoherana ataon’ny ankolafytelo, ary mandrahona hananganany Governemantany nyfikambanana “HAZOLAVA” avyany Toliara. Tsy mahita lalankivoahanaamin’ny krizy nympikambana FAT, ary mipatitakatanteraka ny eo anivon’nyfolalindahy. Dia sanatria ve kahisy mpitondra handeha handositraany ivelany indray atoho ato, raha hivadika tampokaeo ny rasa? hoy ny mpitazana.Izay no ilàna maika ny fifampihainoana,ary hanaovanany fampihavanam-pirenena.Heloka be vava tokoa ve nyfampiharana ny sata nataosonia tany Maputo sy AddisAbeba? Sa ilay fizaran-toeranaamin’ny hafa mihitsy no tsyzakan’ny vavon’ny mpikatrokaao amin’ity FAT ity. Dia hiarahanamahita eo ny tohiny.Vainafo zanany