jeu.

06

mai

2010

Ho virjiny mandra-pahafaty: 4 % ny lehilahy, 5 % ny vehivavy

Tsy voatery hifanarakaamin’ny zava-misy hitantsikany antontanisa avoakan’irenyivon-toerana mpanao fanadihadianaireny. Jereo amin’iretovoka-panadihadiana manarakaireto ny mahakasika nyolombelona sy ny fitiavana.Fantatra ary fa efa nanaofiraisana ara-nofo farafaharatsinyindray mandeha taoanatin’ny fiainany avokoa ny96%-n’ny lehilahy sy ny 95%-n’ny vehivavy 18 ka hatramin’ny69 taona......

Mivoitra amin’izany ary fa tsy nandiaizany tontolo izany velivelyny 4%-n’ny lehilahy sy ny 5%-n’ny vehivavy. Ny 89%-n’nylehilahy sy ny 84%-n’ny vehivavyfeno 24 taona indray novoalaza fa nanao firaisana aranofoindray mandeha rahakely indrindra.Ny 21,1%-n’ireo lehilahyteraka teo anelanelan’ny taona1922 sy 1925 no fantatrafa nanandrana ny fanaovanafiraisana ara-nofo voalohanyniaraka tamin’ny mpivarotena.0% kosa no nanao izanyho an’ireo teraka taorian’nytaona 1972.Ny ¾-n’ny tanora latsakyny 25 taona indray no fantatrafa nanandrana ny “fellation”sy ny “cunnilingus”, na ilaymitsentsitra taovam-pananahana.Ny 25%-n’ny mpivadyno tsy nanao izany.Momba ny fifindrafindranaolon-tiana indray diavoalaza fa misolosolo vehivavyin-11 eo ny lehilahy irayamin’ny ankapobeny mandritrany fiainany, raha 3,3 nyan’ny vehivavy. Anjaran’nytsirairay hatrany no manamarinany mampitombina itonyvoka-panadihadiana itonysatria safidy ny fitiavana arytsy ny fombafomba atao nomanan-danja, fa ilay fitiavanaifanolorana mihitsy.

écrire commentaire

Commentaires: 1

  • #1

    A. Jaona (jeudi, 06 mai 2010 08:25)

    Tokony atsaraina hatrany sy asiana fialamboly ny gazety ary tokony asiana fandaharana TV hoatran'ny gazety hafa izay ihany

    Misaotra tompoko

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra