jeu.

06

mai

2010

CENI: Manaiky esorina ireo mpikambana

Herinirina Rakotomanana, filohan’ny CENI

Nandeha ny resaka tanyPretoria fa hiova ho CENA nyCENI na ilay vaomieram-pifidianananasiônaly tsy miankina.Nilaza ny filohan’ityvaomiera ity fa « fandavantenalehibe no nidirana tatoamin’ny CENI”. Samy mananany anton’asany avokoaireo mpikambana rehetra.« Manaiky hiala izahay rehefaizay no tapaka ». Notsindrianyfa manana teti-bola nolovainatamin’ny filan-kevi- pirenenaho amin’ny fifidianana nyCENI. Miandry ny fahatongavan’nyteti-bola ho amin’nyfifidianana ho avy izy ireoankehitriny, izay mbola andalam-pamindram-pahefanaeo anivon’ny minisiteran’nyati-tany. Mihalalina ny asan’ityvaomiera ity satria andianyiray amin’ny iraka no lasanijery ny fanomanana fifidiananaany amin’ny faritraAtsimo atsinanana, VatovavyFitovinany, Amoron’i Maniaary Vakinankaratra tamin’nyalahady lasa teo. Ny Andianyfaharoa kosa dia hihazo an’iBongolava sy Itasy. Efa maroihany koa ireo mpanara-masony fifidianana no nanatonany vaomiera. Nangatahan’nyfilohan’ny CENI ny mba hidiran’nyantoko mpanohitra aoanatin’izany rafitra izany satriaraha any ivelany izy ireo diaho voatsikera hatranyTsiry

écrire commentaire

Commentaires: 0

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra