mar.

04

mai

2010

Governemanta vaovao: Hisy hisolantsolana ve ny ankolafy telo ?

Ity herinandro ity no metyhijoroan’ny Governemantavaovao izay hajoron’ny fitondranatetezamita ankehitriny!Governemanta ho fampiraisam-pirenena hono izy io, aryhandraisan’ny miaramila sy nysivily anjara.Omaly no nisy ny fihaonanateo amin’ny tompon’andraikitraambony teoanivon’ny tafika, tamin’ingahyAndry Rajoelina tenyIavoloha. Fihaonana izayadikan’ny rehetra fa tatitryny diany tany Prétoria sy nyfangataham-panazavananangatahan’ny tafika taminyamin’ny sori-dalana marinahitondrana ny tany sy ny fanjakana.....

Raha ny fanazavananandritra ny fahatongavan’nyfilohan’ny FAT ankehitriny, diatsy marisika intsony izy ny hoany Prétoria satria tsy mifanitsyamin’ny eritreriny nyfihaonana amin’ny sehatragoavana toy ireny. Izy rahateoefa nanambara ny hanangananaio Governemanta io, arynilazany fa hisokatra amin’nyankolafy telo, ka hanasanytanana, raha tsy vononaamin’izany ireto farany.Mena miraviravyNanai t ra ny maro nynandre ny laha-tenin’ingahyFetison Rakoto Andrianirinatamin’ny onjam-peo tsymiankina iray eto an-drenivohitraomaly alatsinainy.Nilazany fa tsy mitsahatra nymitady izay lalan-kivoahanaamin’izao krizy izao izy, arymaro no nanome tsiny azy.Raha misy avy amin’ny ankolafyRavalomanana miditraamin’io Governemantavao hijoro io, dia mandehaamin’ny anaran’ny tenanymanokana fa tsy avy amin’nyankolafy hoy izy. Matoa izynilaza izany, dia efa misyandian’olona tsinjony niara-nitolona mitetika hakany anjara sezany amin’izaofitondrana tsy eken’izaotontolo izao ve ao amin’ityankolafy ity? Saonjo iraylohasaha io, tsy ilaozan’izayhamarara, ary tsy vao izaono nisy olona namadika nyfiloha Ravalomanana. Endrikaivelany ny fampiraisam-pirenena,ary sarotra ho an’izaytafiditra ao ny hahazo ny fankatoavanaeo amin’ny sehatrairaisam-pirenena.Fifidianana mandeha ilaMaika izao fitondrana izaony hiroso amin’ny fifidianana.Tsara ny famerenana ny safidyho any amin’ny vahoaka,saingy mandeha ila ny fanomananaizany. Fifidianana hiarahan’nyrehetra manomanano tanjona, ary aoka hazavaamin’ny maro izay fifidiananahatao eto, na depiote nomandeha aloha na ihany koafifidianana izay ho filohan’nyrepoblika. Ny ankolafy telo,dia mametraka fa ny fampihavanam-pirenena alohano mandeha, ary arahan’nyfitsapan-kevi-bahoaka. Io nomametraka ny lalam-panorenanahitondrana ny repoblikafaha-efatra, fa tsy terenko-masaka toy ny voalobojazaizany fifidianana izany.Andraikitry ny Governemantahiarahan’ny ankolafy telo nomanomana, ary io ihany noankatoavin’ny sehatra iraisam-pirenena sy lala-tokanahiverenana amin’ny valan’nyara-dalana. Hafa anefa notanjon’ity fitondrana ity,dia ny hametraka samireryny Governemanta meti -mety aminy. Raha hijoro ityGovernemanta kasaina hataoity, io ve no hamaha ny olanasa hampitombo indray nykrizy eto Madagasikara? Isikano mitsara eto, fa efa betsakaihany izay andrakandranaizay, saingy nampilentika anyanaty haizina, ary nampitombony fandosiran’ny vahiny syny mpamatsy vola tamin’nyfirenena Malagasy hatrany.Vainafo Zanany

écrire commentaire

Commentaires: 0

  • loading

Madagascar Tribune

Tsiky Sary

Dokam-barotra