mar.
04
mai
2010
Voalazan’ny fanadihadiananatao tany Royaume Unifa eo amin’ny in-24 kaotianana miova olon-tiana eo honony vehivavy amin’ny ankapobenyvao mifanena amin’ilaylehilahy tena andrian’nyfitiavany.Miisa 2000 ireo vehivavynakana hevitra, nanaovanaity fanadihadiana ity. Nilazany 7% tamin’izy ireo fa efamihoatra ny 41 mihitsy nyisan’ny lehilahy nisarizorotaminy vao tena tojo nysila-panahiny izy ireo....
Nyampahatelony tamin’ireovehivavy ireo no nilaza honisaraka tamina lehilahynoho izy ireo mankaleo be,tsy mahay mampihomehy.35% no manaiky hiara-misakafoamina lehilahy roa samihafa,hisafidianany tsara izaytena tiany. Mandany volabemihitsy ny ankamaroan’nyvehivavy rehefa hanao izayfisafidianana izay. Voalaza famitentina hatramin’ny 2400euros, izany hoe, manodidinany 5tapitrisa ariary any, rahakely indrindra, no tontalimbidin’nykojakoja lanin’nyvehivavy iray vao mahita nyolon-tiany izy. Entina hisarihanafotsiny io.