mar.
04
mai
2010
Omaly 3 mey no voatondroho andro eran-tanyho an’ny fahalalahan’nya s a f a n a o v a n - g a z e t y.Anisan’ireo firenena nankalazaizany ihany koa isika tetoMadagasikara. Nisy ny fanamarihananatao teny amin’nyCITE Ambatonakanga sytamina toerana hafa maneranany Nosy. Voarakitra aoanatin’ireo zo fototra tokonyhananan’ny isam-batan’olonany zo hahalala sy hampitanavaovao, izay mifandray tendroamin’ny fahalalahana hiteny.Fototry ny demokrasia sy nyfampandrosoana rahateony fampiharana izany....
Teoamin’ny 16 taona teo izay nonanamarihana ity andron’ny3 mey ity eran-tany.Ho an’i Madagasikaradia misimisy ihany ireo toejavatramifandraika amin’izayfahalalahan’ny asa fanaovangazetyizay, indrindra tatoanatin’ny fotoanan’ny krizylalovan’ny firenena. Telo ireompanao gazety naiditra amponjaary iray no namoy nyainy. Azo lazaina ho malalakaisika eo amin’izay sehatraizay, raha jerena amin’nyisan’ny gazety an-tsoratramivoaka eto amintsika sy nyisan’ny onjam-peo tsy miankinamipariaka manerana nyNosy. Tsy mbola hita taratrakosa anefa izay fahalalahanaizay raha eo amin’ny sehatryny fanatanterahana ny asa,satria mihorohoro ny ankamaroan’nympanao gazetynoho ny famoahana vaovaomety hanohintohina nympitondra.Maro ny endrika faneriterenasy fandrahonana arysakantsakana manodidinaizay fikarohana sy fampitanavaovao izay. Tsy vitsyamin’ireo mpanao gazety notsy mahasahy milaza ny tenavaovao marina noho ireoantony ireo. Mbola marefony tontolon’ny asa fanaovangazetyeto amintsika, vokany.Miara-mahita ihany koa isikamanoloana ny sivana sy nyfanakatonana haino amanjery,izay mbola miseho lanyeto amin’ny tanintsika izayfirenena voalaza hatranyfa mandala ny demokrasia.Hatreto izany dia mitoetraho baraingo ny momba nyfahalalahan’ny asa fanaovangazety.Miandrandra ny fivoahan’nysata mazava mifehyizany asa izany ny tsirairay.Mandra-piandry izany alohadia manana ny fomba fijerinyihany koa ny fiarahamonina,araka izao angon-kevitramanaraka nataonay izao.Harimbola M.