mar.
04
mai
2010
Mpivadi-dela, tsy azohitokisana satria tsy mitanany teny nomeny ilay olonamilaza fa filohan’ny tetezamitaankehitriny. Io no nambaran’nyfiloha Didier Ratsirakatany Prétoria raha nitafa fohytamin’ny mpanao gazety.Na n o n g a n a a hy nyProfesora Zafy Alber t nytaona 1991. Nifamela anefaizahay, ary nifandray tanana,satria ny fibanjinana ny hoavin’ny tanindrazana nonimasoana....
Nanongana ahyingahy Ravalomanana, nefanifandray tanana, ary samynanadino ny lasa. IngahyAndry Rajoelina anefa, diatsy vonona ny amin’izanyfifamelana izany. Tsy tongatamin’io toerana io izy, rahatsy nisy ahy, satria nanampybetsaka azy tamin’izaynataony aho. Hajaiko ny ahyny teny nataoko, ary toy izanyizay sonia efa vitako. In-dimyizay no nisy fivoahana nataohikarohana vaha-olana hoan’ny firenena hoy ny amiralyDidier Ratsiraka, saingynivadika tamin’ny sonianataony hatrany ingahyRajoelina. Tany Afrika atsimoizy nanaiky ny hiverina afaka15 andro, saingy vao tongaany Madagasikara indray iRajoelina, dia mivadi-delafa tsy ho any intsony. Nataohitondra firenena marinave io olona e, hoy ihany nyamiraly. Nambarany fa tsymbola afaka hody eto antanindrazanany tenany,satria tsy mbola vita ny tranonyany Ambodiatafana,satria na fantsika iray aza tsynataon’io milaza ho mitondrafanjakana ankehitriny io. « Tsymiala amin’ny PraiministraMangalaza ny tenako, tsy azohajabaka amin’i Vital Camilleny sonia efa nataoko, na diaolona fantatro tsara aza iolehilahy io. »Vainafo zanany
Niova ingah be zany, efa tena te hody marina nga lery!!!!
Mb teneno izy oe az asina grev tson oe fa mjal n malagas
