jeu.
29
avril
2010
Mandeha ny dinika atsyPrétoria. Tsy maintsy misy nyfifanarahana hataon’ny efatontaany amin’io firenena io,satria lalan-tokana heverinafa hivoahana amin’izao krizyizao.Tsy maintsy hisy ny fizaranaandraikitra amin’izaotetezamita izao, ary ho veryseza ireo izay efa nitampikitrateo nandritra ny volana maro......
Hatreto aloha, dia mbola tsyfantatra ny vokatry ny dinikaany, satria miova araka ny orasy minitra ny adi-hevitra. Nyministra ao anatin’ny fitondranaFAT etsy ankilany, diatsy mbola misy mihevitra nyhangoron’entana araka nyheno tamin’ireo olona akaikyazy ireo. Ny antony, dia mbolamaro no mihevitra fa hitsefotraity fivoriana ity, ary mbolaho voatazona amin’ny toeranyindray izy ireo. Ankoatr’izay,dia maro amin’ireo mpikambanaao amin’ny FAT etsyAnosikely no maniry mafyny tsy hahatanteraka ity fivorianaity. Mizarazara ny hevitraao nandritra ity herinandroity. Ao no nilaza fa mpamadikatanindrazana i AndryRajoelina, satria mivarotra nytanindrazana amin’i Lafrantsa.Tsy mendrika hitondra intsonyny tetezamita. Misy kosa anefano mankasitraka ny dianyany ivelany, saingy maniry nytsy hifampizara seza amin’nyankolafy telo. Hatreto anefa,dia tsy maintsy misy izay fiarahanamitondra ny tetezamitaizay, satria tsy azo ekenany hilalaovan’olon-tokana nyain’ny vahoaka 20 tapitrisa. Sailay very seza mihitsy no tenaolana ?Basy vava
Ka mafy anie izany zatra niliba sy nanao fangoronan-karena amini'ny tsy rariny ka matahotra ny ho sanatria tratry ny hoe : zavatra azo amin'ny makarakara ka hivoaka amin'ny kiloadoaka ary hitotongana tampoka ny faram-piainan'izy ireo dia aleo aloha mitana mafy ny eo an-tanana aloha .
L'UE n'appliquera Pas de sanctions
INTERVIEW-UE rejette l'utilisation de sanctions commerciales contre les Etats africains
30 avril 2010 16:57:16 GMT
Source: Reuters
officielles de l'UE * ne voit pas de sanctions commerciales contre Madagascar
* UE en train de finaliser des accords commerciaux avec l'Est, Afrique de l'Ouest
Par Fabi Randy
ABUJA, 30 avril (Reuters) - L'Union européenne ne sera pas imposer des sanctions commerciales contre les Etats africains, sous la direction controversée, y compris Madagascar, de peur de punir
injustement les citoyens ordinaires, un haut fonctionnaire de l'UE a dit.
Peter Thompson, directeur du développement pour le bras commercial de la Commission européenne, a déclaré la pression diplomatique et par l'Organisation des Nations Unies et d'autres organisations
internationales reste la meilleure voie à la recherche de réformes politiques en Afrique.
«Dans l'histoire de l'UE et (Afrique) relations, nous n'avons jamais, jamais utilisé des sanctions commerciales, Thompson a déclaré à Reuters lors d'une visite à la capitale nigériane Abuja.
«Nous ne les ai jamais utilisé car nous pensons que le commerce contribue à assurer un développement à la population, et non le gouvernement."
