sam.
17
avril
2010
amin’ny 24 Aprily ho avy izao, atsy Afrika Atsimo. He r int aona i z a y no nisian’ny Krizy, saingy tsy nahi ta lalan-k ivoahana amin’izany isika. Nisy ny fifanarahana natao vita sonia tany Maputo sy Addis Abeba, ary tsy noterena na novozonana tamin’io ingahy Andry Rajoelina. Notsipahiny anefa io, ary izao hiarahana mahita izao ny fahapotehan’ny firenena. Raha naha-vaha olana ny fihaonan’izy roalahy mianaka ireo, dia efa nilamina teny amin’ny Le Hintsy Ambohimanambola izany nandritra ny taona 2009 iny, hoy ramatoa Lalatiana Ravololomanana. Tsy tsangan’olona no ilaina apetraka eto, fa tsangan-kevitra. Midika izany, fa tsy misy ankolafin-kery azo ahilika eto. Fanafody hivoahana amin’izao krizy izao, ny fanajana ny sonia natao. Efa nahazo lesona tamin’io ny filoha Ravalomanana tamin’ireny fifanarahana natao tany Dakar I sy II ireny, ary heloka goavana ho an’izay mandika izany sonia izany, na mampanao izany. Mino ny maro hoy izy fa tsy ho voatariky ny Frantsay sy ry Andry Rajoelina hanao izany ny filoha teo aloha Ravalomanana. Tetika hifikiran’ny Andry Rajoelina amin’ny toerany io dinika kasaina atao atsy Afrika Atsimo io. Ahiana ny hisian’ny ady an-trano raha tanteraka io fihaonan’ny ankolafy roa io, satria tratry ny zarazarao hanjakana ny Malagasy 20 tapitrisa. Tsy azo avela ho raraka an-tany ny ran’ny Malagasy nitolona, izay nambara fa ady tamin’ny Jadona ary hampanjakana ny tena tany tandalana. Mila mailo, fa misoko mangina ny Frantsay, ary mandady any amin-dRavalomanana i Andry Rajoelina.Tsy firenena zanan-tany intsony isika, ary mila mametraka ny tena fiandrianam-pirenena. Ilaina haingana ny fametrahana ny fampihavanampirenena, satria tsy hisy zavabanona ho vita eto, raha tsy mihavana ny rehetra, ary tsy misy ankolafy azo ahilika atao anjorom-bala. Tet sy amin’ny Motel Anosy, omaly, ramatoa Lalatiana Ravololomanana, dia nihaona tamin’ny hery rehetra izay mahatsiaro maharary amin’izao krizy izao. Mpanao politika olon-tsotra, mpivarotra ary nahitana ireo mpitsabo mpanampy mitokona ankehitriny tao amin’ity ady hevitra ity, izay samy namosaka ny heviny, mba hivoahana amin’izao krizy izao. Vainafo zanany